Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Jeu 11 Oct - 12:25

Ny 26 - 27 - 28 Okotbra 2007 izao no hanatanterahana ny rallye Tour de Tanà 2007 karakarain'ny Asa Tanà 3 izay hisalotra ny anaran Rallye Motul.

375 km ny halaviran-dalana amin'izany. Eo amin'ny tany malalaka Sicam Anosizato ny toeram-piainagan sy fahatongavana.

Ho famporisihina ho an'ny Mpanamory tanora dia ny antsasaky ny saram-isoratana anarana ihany no alohan'izy ireo.

Hisy ny prime ho an'izay manamontsana ny zava-bita tsara indrindra isaky ny spéciale (famporisihna handeha mafimafy kokoa io!!!! Isika moa efa saika hanao comparaison ihany tamin'ny rallye Total teto amin'ity forum ity fa tsy araka fa be kandra e!!!!)

Mazava ho azy fa handray anjara i Laza miaraka amin'ny Mitsubishi amin'ny maha-tompontrano azy. fa ny tena ady dia nyfiaidina any anaran'ny vice champion eo amin'ny Michael Rabesaotra sy Gerard Louvel.

Ny eo amin'ny M11 koa mbola iadivana be.

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Jeu 11 Oct - 15:53

Deuxième rallye Motul en une saison?
Hivoaka tsy ho ela ny grille, parcours.... ao @ [url]www.rallygasy.tk[/url]

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
dadah
Admin
Admin


Nombre de messages: 642
Age: 64
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Mar 16 Oct - 9:40

Efa hitako mivoaka ao amin'ny rallygasy.tk ao le grille six cheers

Fa amin'ny maha mpikarakara mivantana moa de efa ambara sahady fa misy miova io zavatra io efa nolazaina hatarmin'ny reunion d'info
drunken drunken

lasa ES miisa 11 fa tsy 12

Tsotra ihany le modificaton ka

Ny zoma tsy misy fiovany
Ny alahady koa tsy miova

Ny asabotsy no tsy misy anio ES4 io le Ambohimizana
Ny antony de be loatra ny lalana mahitsy no lavitra loatra koa ny liaison
no mifoha maraina loatra ny mpijery de ny ora amin'ny ES manraka izany de tsy miova fa io ES05 io noraisina

"fa amin'ny maha tour de tana azy moa de zay no niandohan'ny hevitra hoe ampiodinina an'Antananarivo"

ny fivoana faharoa sady farany de tsy misy le ES09 Io Ampangambe io fa lasa SS eo amin'ny PC izy io ny ora koa de tsy miova

izay e fa mety hahazo ny tena grille tena marina ihany rallygasy fa ambara-pa aloha de zay

flower

_________________


Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url]
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Mar 16 Oct - 10:36

Ie efa hitako ilay izy fa amboariko io Wink

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Mar 16 Oct - 16:32

Fa tsy hoe bête noire an'i Laza ve ilay spéciales Ambohimizana sy Ampangabe? Twisted Evil Twisted Evil dia izay no tsy anaovana azy Evil or Very Mad toa mi abandonne foana mantsy lery rehefa mankany

Ilay mifoha maraina ange vita foana io e! fahafirin'ny manenjika spéciale tany antsirabe vatofotsy amin'ny 4 maraina taloha io?

D'un coté aloha, maivamaivana ho an'ny préparation an'ny ékipazy tsirairay avy amin'izay. Fa izany hoe tsy dia mahita spéciale hafa mihitsy scratch antaramanana izao efa 3 fois tamin'ity.

Fa milay foana io e!!!!

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
Invité
Invité



MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Mer 17 Oct - 2:10

ary mbola hasiana ve le live @ ity indray mitoraka ity sa najanona?? otrany nisy blm kely manko ilay izy t'@ farany teo!!..
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Mer 17 Oct - 10:06

Hisy foana iny ka!! Efa miketrika mafy mihitsy i KGB manatsara azy ao sady manala ireny bug madinidinika ireny Wink Sinon efa en ligne daholo ny momba ny rallye rehetra!! flower

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
KIHANA
Invité



MessageSujet: RALLYE TOUR DE TANA (MOTUL)   Jeu 18 Oct - 14:38

Slt daholo ny mpankafy rallygasy.tk
Mahafinaritra ahy mintsy ry HIS t site ty satria hitako zao fa betsaka ny mpankafy rally na run na moto de samy havoakan'lisany ato daholo ary hitako fa betska ny mpitoraka vonikazo ary ny mpanakihana
Zà mou lets d tsy hizoviana @ lisany tsony fa de mihaona foana sik na aiz na aiz na any @ organisateur na any anty special indrindra mou refa ao @ Federation d mahazotoa lets @ zvtra retra atao lisany fa lisany zao no reharehan'ny rally malaasy cheers
Fa ny mba hafatro @ ireo mpijery special lets d mb aoka sik samy hanaja ny fermeture de route @ ty ka omeko eto zany anio
26 OCT 2007
Vontovorona A/R
[b]SS 1 sy 2 : 12 H 05 ka hatr@ ny 17 H 05
27 OCT 2007
AMBOHINIME SS 4 : 7 H 55 ka hatr@ ny 10 H25
ANTANJONA SS 5 : 8H44 ka hatr@ ny11H14
AMBOHITOMPO EST (RETOUR SS5) SS 6 : 13H03 ka hatr@ ny 15H33
ISAHAFA (RETOUR AMBOHINIME) SS 7 : 13H53 ka hatr@ ny 16H23
28 OCT 2007
ANTARAMANANA SS 9 : 8H22 ka hatr@ ny 10H52
ANTSAHAMAINA SS 10 : 9H17 ka hatr@ ny 11H47[/b]
Dia ny ambiny dia eo @ ny PC Anosizato
Dia mahazotoa daholo é
jocolor
Revenir en haut Aller en bas
kihana
Invité



MessageSujet: parcours obliatoire rallye asa tana 3   Jeu 18 Oct - 14:54

Vendredi 26 octobre 2007 : ETAPE I Section 1

«ES.01» Circuit fermé au P.C ANOSIZATO

Vendredi 26 Octobre 2007 : ETAPE I Section 2

Anosizato PC – Anosizato pont (prendre à droite) – Ampitatafika – Fenoarivo – Alakamisy (prendre à gauche) – Vontovorona CUR (prendre à gauche) – Plaque SOS Village d’Enfants.

‘CHD’ «ES.02» VONTOVORONA – Ambohimasina – EPP Manarintsoa Ivelo – Amparihy – Morarano « CHV » - Regroupement Xt Maizinandro.

* Section 3 : sens inverse Section 2
« ES.03 » MORARANO

Samedi 27 Octobre 2007 : ETAPE II

* Section 4 : Anosizato – Anosipatrana – Route Digue – Jovenna Ampasika – Xt Ambohitrimanjaka(Artisanat) - Jovenna Andranomena - Ambohibao – Talatamaty Station Galana (prendre à droite) – Dépôt TOTAL Ivato Aéroport (prendre à gauche) – Bout de Piste (tout droit) – Anjomakely (prendre à gauche) – Ambohinime.

‘CHD’ «ES.04» AMBOHINIME – Xt Belanitra (tout droit) – Xt Mahitsy (prendre à droite) – Mananina (prendre à droite) – Alatsinainy – Xt Merimandroso (prendre à gauche) – Ambatoharanana – Ambohitsoa – Mahatsinjo (tout droit) – Isahafa Circuit « CHV » - Lazaina – XT RN3 (prendre à droite) – REFUELING ZONE OPTION - Anosy Avaratra – Antsofinondry – Sabotsy Namehana marché (prendre à gauche) – Xt Antanjona (prendre à droite).

‘CHD’ « ES.05 » ANTANJONA – Ambohidrano – Ambatolampy Fieferana – Ambohidrano Est – Ansahantery - Antsaharatsy - Vilihazo – Ambohitompo Est « CHV » - Fandrakotra – Ambatolampikely Xt RN2 (prendre à droite) - - Rond Point By-Pass (prendre à gauche) – 2è Rond Point By-Pass (prendre à droite) – Ankadindratombo (prendre à droite) – Mandroseza - - Xt Ambohimiandra (prendre à gauche) – Xt Mahazoarivo (prendre à droite) – Androndra – Ankadimbahoaka (prendre à droite) – Rond Point Ankadimbahoaka (prendre à gauche) – Digue Fasan’ny Karana – Rond Point Anosizato – Anosizato PC

SECTION 5 : SENS INVERSE SECTION 4

ES 06 : INVERSE ES 05

ES 07 : INVERSE ES 04


PARCOURS OBLIGATOIRE DES VOITURES D’ASSISTANCE (Aller et Retour)

Anosizato – Anosipatrana – Route Digue – Jovenna Ampasika – Andohatapenaka – Maison des Produits 67Ha (prendre à gauche) –Boulevard de l’Europe – Rond Point Ankazomanga (tout droit) – Sté Henri Fraise – Eglise Jesosy Mamonjy – Station Galana Ankorondrano – Magro – Marais Masay – Andranobevava – Station Galana Analamahitsy – Station Total Analamahitsy – Ambohitrarahaba – Ankadikely Ilafy – Sabotsy Namehana – Antsofinondry – Anosy Avaratra – Xt Lazaina REFUELING ZONE
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Mar 23 Oct - 11:12

Misy direct hono angamba ao @ mbs amin'ity rallye ny ES voalohany na ny farany. Ohatran'ny t@ herin-taona flower

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
COOCKIE
Invité



MessageSujet: MBS   Jeu 25 Oct - 12:01

Salut daholo,

I Vontovorona A/R lets en direct de ny Super Special Anosizato aloa hatr@ zao de mety i Antanjona A/R koué de io Special io letsy lasa 12.20 Km indray fa tsy lé 14 Kil teo raha ny marina zany dia tapitra eo ANTSAHARATSY hoatrany ny taloha ihany é d any @ remise de Numéro ndray mihaoné de Mitondra Ipermeable fa sao lena santa
Revenir en haut Aller en bas
COOCKIE
Invité



MessageSujet: SUBARU   Jeu 25 Oct - 12:12

Mba omeo valiny mahafampo aho ry zalahy fa naheno ritsoka aho omaly hoé: Lafo hony ny SUBARU n'i HERY BE marina ve izany?????????????? drunken
Revenir en haut Aller en bas
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Jeu 25 Oct - 12:20

COOCKIE a écrit:
Mba omeo valiny mahafampo aho ry zalahy fa naheno ritsoka aho omaly hoé: Lafo hony ny SUBARU n'i HERY BE marina ve izany?????????????? drunken


Lasan'i Dahery "hono"

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
Mc Crash
wrc
wrc


Nombre de messages: 697
Date d'inscription: 28/11/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Sam 27 Oct - 21:14

Where is the Live??
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)   Lun 29 Oct - 13:15

Nisy olana goavana ny live dia tsy tratra ry zareo!! Crying or Very sad Ialana tsiny amin'ireo izay niandry fatratra Embarassed

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
 

Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

 Sujets similaires

-
» (VENDU)pantalon bmw rallye pro 2 taille 54
» Positionnement des Jeunes Ecolos pour le 2nd Tour de la Présidentielle 2012
» Rando du Cristal Seraing 13/05/2007 (Première partie)
» Anas hjyej: au monde IFBB, South Korea, 2007
» Rallye Motul Tour de Tana 2007 (Asa Tanà 3)

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-