Ou enfin derniere hypothese Rila est proprio de la caisse par contre il veut apprendre avec Joda et lui laisse le volant..Enfin ce ne sont que des interpretation de notre part
voila!!! mifamadibadika eny izy roalahy. mampianatra i Joda ES iray dia manao pretique Rila ES ray.
efa sur io kah, rapitso tsika mahita ny marina rehetra. ny mbola hanao animation ihany foana am'ty kouh an (tsy intox io akory ) inn moa ny animation eo fa just manome temps live sy mba manisy ambiansy eny am'sisin'dalana ftsn