Nombre de messages: 935 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Mar 25 Mai - 20:47
reveko mits ny revin'i Bera ka. Tsy d mila préparation firy akory lery fa refa hoe misy rallye d tonga d manao plein d lasa. Amort 8 , pneu Blackstar, indraindray tonga d miarak am jante alu sinoa le chromé ireny nefa rouleny à plat refa tratrin'ny crevaison
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Mer 26 Mai - 9:59
1000Lahy a écrit:
reveko mits ny revin'i Bera ka. Tsy d mila préparation firy akory lery fa refa hoe misy rallye d tonga d manao plein d lasa. Amort 8 , pneu Blackstar, indraindray tonga d miarak am jante alu sinoa le chromé ireny nefa rouleny à plat refa tratrin'ny crevaison
Nombre de messages: 9 Age: 23 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 08/06/2010
Sujet: Bera miaraka am RAKETAKA (204) Jeu 10 Juin - 8:11
ieu, tsar mints ny fikany. lol manao préparation B mints Bera ka. Za mahita tsara satria ao aminy aho no manambotra tomobil hihihi. Fa mody tsikitsikiny n adva de modiny vendrana fa lé ao ambany capot nenaz no ataony miteny. Jereo né n natony mbola mahita 180 amina pneu vaky lol hihihihi
(ps: rovina marina no manomboka ny saison ho any rallye virtuel?)
Nombre de messages: 1045 Age: 37 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/07/2009
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Jeu 10 Juin - 9:30
bozo a écrit:
ieu, tsar mints ny fikany. lol manao préparation B mints Bera ka. Za mahita tsara satria ao aminy aho no manambotra tomobil hihihi. Fa mody tsikitsikiny n adva de modiny vendrana fa lé ao ambany capot nenaz no ataony miteny. Jereo né n natony mbola mahita 180 amina pneu vaky lol hihihihi
(ps: rovina marina no manomboka ny saison ho any rallye virtuel?)
Nombre de messages: 585 Age: 24 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/04/2009
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Jeu 10 Juin - 12:31
bozo a écrit:
ok, mtazatazana zan alou amzo ra izany ko. hihihi
Tu peux participer même en milieu de saison nge e, ptêtre tu vas chambouler les points et les résultats jusqu'ici Et puis l'essentiel est de participer et de partager la passion...