Nombre de messages: 60 Localisation: Ambila Lemaitso Date d'inscription: 16/01/2010
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Mar 18 Mai - 18:12
J'avoue que si ils etaient ds le virage plus haut jserai ptet pas devant mon écran là! Fa io kou faut pas y penser e, des cons comme ça y en a partt...d'ailleurs sur 2sections en ouvrant la route on rencontrait souvent des vélos, des personnes au milieu de la route mais quand t'es bien concentré tu les vois bien tôt.
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Mer 19 Mai - 9:16
titinho a écrit:
zay koa sortie es6 nisy vam nanaraka!
Ka reny bandy manaraka reny ange mieritreritra fa izy no tena henjana e fa ra asaina manao ES iray fotsiny reny de 10m apres CHD toudéé FRAK DOOO beuh ann fa ra mahay sy mahasaky izy de miazakazaka eee
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Mer 19 Mai - 10:10
ny tsy azoko amin-dry lerony reny ngeh dia efa fantany tsara fa mikatona ny lalana nefa mbola lingitra misitrika lavitra any ihany e! r'efa fantatra fa tsy ho tratra maninona raha nandeha tongotra? misy aza moa ny sasany izy indray no mitabataba
par contre ny info azon'ny gendarme ôtrany tsy dia henoiny firy fa r'efa mikatona ny lalana akaikin'ny balise dia ampy azy izay fa izay any tsy hivadihany ati-doha akory.
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Mer 19 Mai - 10:51
TsitsiGalli a écrit:
ny tsy azoko amin-dry lerony reny ngeh dia efa fantany tsara fa mikatona ny lalana nefa mbola lingitra misitrika lavitra any ihany e! r'efa fantatra fa tsy ho tratra maninona raha nandeha tongotra? misy aza moa ny sasany izy indray no mitabataba
par contre ny info azon'ny gendarme ôtrany tsy dia henoiny firy fa r'efa mikatona ny lalana akaikin'ny balise dia ampy azy izay fa izay any tsy hivadihany ati-doha akory.
Ny sensiblisation sy ny conscientisation n reny ol reny mintsy lets no tena mila itedavana fomba hafa ts haiko oe awôn ny anazavana @ sainy oe en danger izy sy ny hafa ihany koa fa sô de heveriny fa oe ts quoi zany io fa alefaso fôna !! mo refa tratran'ny nos koa alo ndraindray mi-rupte h@ sainy mints e
Nombre de messages: 506 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Mer 19 Mai - 22:49
pedal2droite a écrit:
Ny sensiblisation sy ny conscientisation n reny ol reny mintsy lets no tena mila itedavana fomba hafa ts haiko oe awôn ny anazavana @ sainy oe [b]en danger izy sy ny hafa ihany koa fa sô de heveriny fa oe ts quoi zany io fa alefaso fôna !! mo refa tratran'ny nos koa alo ndraindray mi-rupte h@ sainy mints e [/b]
Raha izy no voa tsy koi, efa loza notediavina ny azy (forme de suicide ny azy zany) fa lay bandy milalao normal no voa koa no tsy rariny.
raha torina izany azo lazaina hoe homicide (prémédité ou pas) vu que efa fantatra zany fa mihidy ny làlana (misy antony mazava : pour la vie des équipages et des spectateurs) nefa fanahinina mandeha @lay làlana ihany...en sens inverse qui plus est
raha azo sary zany dia publiéna sur FB mitsy kleu avec commentaire hoe :"reo ny assasins" ....fa bon, za kou msendôtra rery eto
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: PREMIERE MANCHE MRC #1# Jeu 20 Mai - 9:28
focus a écrit: