Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Mar 23 Aoû - 2:01
M.n.R a écrit:
hahahaha!!
tena poussé dans les moindre détail lay install!tena tiko...
Tsy maintsy hiketrika koa @ taona ho avy iny fa efa ela ihany no nieritreretana fa ôtrany adinodino.....
merci d'avoir accepté ma petite requette de partage de passion Errorist (euh...hay mou efa Raddoo @zao !efa tsy manao erreur tsony zany zao an!hihihi)
Tsy misy fisaorana lesy adalana passion marina le izy kalé Betsaka ny hevitra fa mila manomboka fotsiny aloha e (fa mila asiana farany koa anefa ah)... Ny erreur aloha tsy maintsy misy eny am piste/SS eny ihany fa rehefa misy tsirony d'efa zay ee