| | Photos + config station de pilotage RBR | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
M.n.R GrB


Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
 | Sujet: Photos + config station de pilotage RBR Mer 21 Avr - 11:36 | |
| Salut daholo!
Un topic présentant en photo la station de pilotage de chacun serait bien non? Photo + présentation du matériel avec tous les détail hardware (Procco, CG, CM, RAM, volant, etc...) Histoire de comparer, échanger des idées sur l'aménagement,...
A vos APN et claviers....
Dernière édition par M.n.R le Mer 21 Avr - 12:21, édité 1 fois |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Mer 21 Avr - 11:53 | |
| |
|
 | |
Raddoo M10


Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Mer 21 Avr - 14:40 | |
| Hevitra tsara. Sahady mety samy manana ny aménagement na ny astuce-ny avy, dia mazava ho azy fa ireo zavatra ireo koa ny tsy mampitovy ny performancen' ny tsirairay :-| (clavier vs volant, momo vs g25 vs g27, fauteuil vs playseat ... ) na ny environnement maha à l'aise.
Zarazarao le passion eee... |
|
 | |
Raddoo M10


Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 13:48 | |
| No comment 
Dernière édition par errorist le Mer 28 Avr - 12:14, édité 1 fois |
|
 | |
Tito M12


Nombre de messages: 594 Age: 24 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/04/2009
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 14:09 | |
| | errorist a écrit: | | 'reto ary ny ahy ny fitaovana tsotra2 fampiasa |
Zao ve lesy no tsotsotra? dia ahoana zany nenay? mdrrrrr |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 15:14 | |
| Fanontaniana efa ela be no saika apetrako : tsy manelingelina ny tongotra eo amy pédales ve ilay support? afaka manao pied gauche ve? tsy mihetsiketsika ve ilay volan refa tena mikotrana sa rigide be ilay support. _________________  |
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 15:24 | |
|  tsotsotra nefa mlay bé an... ary tsisy manana ny sarin'ilay Playseat an'i Passepartooj RALLYGASY nga..... zany koa no tena mlay an  |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 15:30 | |
| sady réglable no pliable, tout en un, tsy mibahana nefa rehefa tsy hano RBR fa atao maka sisiny ftsn D mety. mety tsara.
ny fanontaniako ndray hoe tsy manahirana ve ilay pédalier incliné sa zao izy no tsara? inn ny hevitr'lisany amin'iny? inn no réaliste kokoa? |
|
 | |
Raddoo M10


Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 15:36 | |
| | Christophe B+ a écrit: | | Fanontaniana efa ela be no saika apetrako : tsy manelingelina ny tongotra eo amy pédales ve ilay support?afaka manao pied gauche ve? |
raha jerena ilay support dia ohatran'ny mibahana be nefa tsy manelingelina ny tongotra mihitsy, satria zara raha mi-décolle ny talon (gauche na droite) na ny lohalika aza zara raha-miakatra.
| Christophe B+ a écrit: | | tsy mihetsiketsika ve ilay volan refa tena mikotrana sa rigide be ilay support. |
tena rigide be ilay vy nanaovan-dry zalah azy, indrindra 'lay supportn'ny pédale vy mafonja be (+ de 5kg ngamba io pièce io fotsiny) Raha ny finition na ny rigidité aloha tsy misy kianina le playseat, raha vy maivana mety efa nibingoka efa ela reo ngamba :-D http://www.macintom.com/wp/macintom-tests/montage-et-test-du-siege-baquet-playseats-evo-blanc/ |
|
 | |
Raddoo M10


Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 15:42 | |
| | henintsoa a écrit: | sady réglable no pliable, tout en un, tsy mibahana nefa rehefa tsy hano RBR fa atao maka sisiny ftsn D mety. mety tsara.
ny fanontaniako ndray hoe tsy manahirana ve ilay pédalier incliné sa zao izy no tsara? inn ny hevitr'lisany amin'iny? inn no réaliste kokoa? |
Raha ny hevitro aloha, idéale ilay inclinaison satria tsy misy effort be ny tongotra, sahady reglable ny alavirany. Ny maha réaliste aloha tsy haiko satria mbola tsy niiditra tam tena izy ny tenanay eee :-D
Alefaso ny sary e |
|
 | |
Smam wrc


Nombre de messages: 1092 Age: 37 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/07/2009
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 15:54 | |
| |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 16:07 | |
| ny anay fauteuil ny bacquet dia latabatra kely zay ny fixation volant an!!! miara miainga amle volant refa misy fahatairana tampoka  |
|
 | |
Raddoo M10


Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 16:21 | |
| |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 16:50 | |
| Tena tsara ny entana e! zay koa tsy sahy mposté fa lol b!!!!! Tsy vitan'ny seza bory fa G21 |
|
 | |
M.n.R GrB


Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
 | Sujet: Re: Photos + config station de pilotage RBR Jeu 22 Avr - 17:04 | |
| Tena milay lay playseat errorist a!! za koa tena te hiketrika playseat fa zany hoe tsy itako zay ilaivana azy am zao, za ary ty mbola tsy mahay mitondra mihintsy!!!
Dernière édition par M.n.R le Lun 26 Avr - 17:41, édité 1 fois |
|
 | |
| | Photos + config station de pilotage RBR | |
|