Nafinaritra e, première participation moa de tody arrivée na de teo aza ny sortie betsabetsaka ihany. Mitady ho leo an'le evo9 koa ny tena fa tsy mety voafehy mihitsy le izy e. @ manaraka ndray e.
Azo atao hoe tsaratsara ihany ny resultat satria nahazo point nody. Nandamina be tam section 1 satria eo vo nidecouvrir anle RB satria ny tena mou mbola tsisy ikotranana aty antrano, kanjo surprise be nahita anle comportement anle N12 fa tena savony be de tonga le DA fatale. Nanomboka section 2 vo mba nahazo aina fa efa tara loatra fa ry zala henjana tsy miandry marary. Am manaraka ndray miezaka maka point betsabetsaka kokoa.