Nombre de messages: 192 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: RALLYE 6ème BOENY Lun 30 Juil - 10:36
Arakarak'izay mpandray anjara eo ihany. Fa raha vita ny mitsu dia mety Laza io. Mety ho faharoa i Mickael @ io raha tsara préparation, satria @ ilay misy sable ny parcours, dia miteny ny puissance, raha hay koa ny mi-exploiter an'izay.Moa avantage iray ho an'ny Mickael ny efa nanaovany an'io rallye io t@ herintaona t@ Toy. Nefa ts'fantatra izay mety ho apoakan'i Matio tampoka eo, fa raha mbola voa i Mickael eo dia angamba mila manao session @ drift ndray. Raikitra ihany ve izy io ry Poetic lay 2è session Drift, na izay akaikin'ny ASA Tana?
_________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
Nombre de messages: 192 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: RALLYE 6ème BOENY Lun 27 Aoû - 13:07
Arahabaina indray izany i Matio. Fa ilay écart entre Louvel ( 2è ) sy Mickael ( 3è ) aloha dia ts'azoko e, sa nisy blema ny Toy. Naninona indray ny Mitsu? efa hatr@ ny nahazoan'i Laza an'iny fiara iny mihitsy no misy blema foana ( t@ zany nifampitsako t@ Joda sy Déthier ). Préparateur ve? sa sao dia tokony hitady fiara fiable kokoa? Miandry ny rallye manaraka indray zany.
_________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: RALLYE 6ème BOENY Lun 27 Aoû - 14:40
Marcus a écrit:
Arahabaina indray izany i Matio. Fa ilay écart entre Louvel ( 2è ) sy Mickael ( 3è ) aloha dia ts'azoko e, sa nisy blema ny Toy. Naninona indray ny Mitsu? efa hatr@ ny nahazoan'i Laza an'iny fiara iny mihitsy no misy blema foana ( t@ zany nifampitsako t@ Joda sy Déthier ). Préparateur ve? sa sao dia tokony hitady fiara fiable kokoa? Miandry ny rallye manaraka indray zany.
Raha ny voalaza tamin'ny gazety (express anagamba izy izay) dia toa hoe nivoaka ny lalana ny mitsu ("vol plané") dia rava mihitsy ("complètement cassé") Tsy hay izao izany raha ho tafarina mialoha ny rallye manaraka. Fa ny titre aloha mety efa mampamangy ho an'i Laza e! Mahagaga ihany ilay izy satria toa efa nahazo ecart bebe ihany ilay Fa io angamba miandry ny fiverenan-dry maître his avy any. Eo isika mahita izy
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Invité Invité
Sujet: Re: RALLYE 6ème BOENY Lun 27 Aoû - 15:54
Citation:
Raha ny voalaza tamin'ny gazety (express anagamba izy izay) dia toa hoe nivoaka ny lalana ny mitsu ("vol plané") dia rava mihitsy ("complètement cassé")
Ny gasy koa anie refa miresaka dia otrany tia manitatra zay iany eee !!!..ka na fiara mety hoe latsaka tanaty tatatra aza d natao hoe "nanao vol plané mihintsy" !!!!! ...fa dia miandry ny envoyé special ( ry maitre his sy ny ekipa rehetra) avy any an'toerana zany hanome ny vao² marina izay tsy hanampiana ary tsy hanalàna ee !!
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: RALLYE 6ème BOENY Jeu 30 Aoû - 13:25
Kaiza daholo e!! Lasan'i Mathieu tokoa ny rallye du Boeny t@ taona ity Saika marina ihany lay hoe "nanao vol plané" ny mitsu. Ratsy réception après saut ry zareo ny tena marina, nitrosona ny lohany dia vaky ny radiateur d'huile, ni-abandonne izy avy eo tao @ ES manaraka. @ akapobeny dia rallye tena spéctaculaire ihany ilay tany, surtout @ lay fasika. Sinon nanao be koa ilay sub ny Mr Terrinen (2 scratchs) i Tina koa dia nampiseho fa efa manomboka ao tsara izy. Ary i Nashemy nanao démo kely mihitsy fa rehefa mety ny fiara dia maharaka tsara izy.