Mety ho tsy dia tena sujet Rallye ilay hoe mitady piesy fa mba isika samy mankafy sport auto dia heveriko fa samy mba tia mikojakoja fiara.
Ka tsy haiko ry modérateur isany raha mety no manipy resaka fitadiavana piesy sy kojakoja amin'ny fiara eto,
Izaho ohatra izao mitady optique de phare Audi 80 Type B3 fa tsy ilay standard fa ilay xénon misy diodes kely ireny ny veilleuse
_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)