Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6, 7
AuteurMessage
Marcus
M10
M10


Nombre de messages: 192
Localisation: Tana
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Ven 20 Juil - 15:13

" épingle " sy " mampome " ngamba olona iray ihany ô ??? ingahy koa ngamba ilay nefa nanisy io resaka doudoutek io tany @ runmada.
Ts'zay ilay sujet!!!
Tsara ny hevitra hoe asiana contrôle antidoudoupage, ary ny sport rehetra mila an'zay, afa-tsy ny sport malefaka ngamba.
Diniho koa anefa fa na ny sport de haut niveau mondial aza mbola misy tratra foana @ doudoupage : fléo mbola mila resena io. Zah mahita fa mbola lavitr'hezaka zany raha eto amintsika.
Zay voalohany eo dia voalohany izy, na misy na ts'misy doudoupage.
Ny mpijery koa anie " kôpy " hoe iza no mahay sy ts'mahay e, na hoe iza no mpitaty reraka fotsiny.
Ary mbola averiko eto ihany ity resaka ity, fa na mahay mitondra toy inona aza nefa ts'mahay mi-gérer fiara na ratsy ny préparation-ny fiara, ka ts'tonga arrivée ...
Io koa na mifoka doudoutek 1 tonne aza, na misotro jus de risque firy litres, rehefa ts'mahay ianao dia ts'mahay zay, fa ts'ny hoe fanaovana izany no hampisy magie ho azy eo ka na i Loeb aza ts'mahavoa anao.
Sahala @ adin'ombalahin'ny mpianakavy : ny mandresy ts'hobiana, ary ny resy ts'hakoraina.
FAIR PLAY E !!!!

_________________
ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Marcus
M10
M10


Nombre de messages: 192
Localisation: Tana
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Ven 20 Juil - 15:38

Momba ilay 1mn 07 d'écart na 2 sec au kilomètre.
Sarotra ihany ny hilaza hoe tsisy hidirany ny puissance fiara, satria @ fiara mitovitovy puissance ohatra Loeb vs Gronholm, choix de pneus fotsiny dia ahavitana 1 sec au kilomètre, vao maika fa fiara ts'mitovy ny puissance. Jereo fotsiny ny écart entre WRC sy Gr N @ classement any @ Championnat du monde.
Ho ahy ny essentiel rehefa bestaka ny vainqueurs potentiels, misy spectacle

_________________
ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Ven 20 Juil - 16:08

mampome a écrit:
ary ra his contre Laza e? Hita be loatra. Fa ataovy "objectif na d zany aza e Laughing
Ny anay puissance d : 1)Herybe 2)cri 3) laza 3exaequo)Mikael 4)Joda mme terrinnen 5)nissan 6)mathieu 7)louvel

Louvel koa ny daba tsy ampy intsony ny tanjany e.

1ere spéciale= mitovy mitovy ny écarts nefa 9kms Ligne droite tena FENO mintsy ny hita tao. Nefa 14kms misy virage d ECART be... Donc tsy PUISSANCE ihany ilay izy fa maitrise sinon Herybe efa 1er Sleep ...

Ary ra ilay 37kms= 1Minitra07sec écart @ 2eme efa tsy vam intsony zany fa hafa. Louvel ary 1minitra 50 ... affraid ... Jereo ihany eo an. Fa mickael efa hoe daba foana na puissance tsy ampy nefa iny zao tsy miainga akory. pig


Tsy contre n'iza na iza mihitsy aho fa arak'izay henoko sy ny fandehany hitako no nanaovako io Wink
Ny ahy rehefa spéctacle dia ankafiziko hatramin'ny farany afro
Ilay tao @ 37km ange ka spectacle be mihitsy e!!
Jereo ny 13intense rariva fa milay e
flower

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
dadah
Admin
Admin


Nombre de messages: 642
Age: 64
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Ven 20 Juil - 16:36

pirat
Vrac be ny parametre ilaina amin'ny rallye e raha te handresy

ohatra tsy misesy an

preparation (moral, physik, vam)
reconnaissance
fiabilité vam
endurance (physik sy moral)
experience
type lalana
entourage
conduite
puissance ny vam
copilote
chance

mety mbola misy hafa koa aza
samy mety ho kely daholo ireo ary mety ho lehibe tampoka daholo koa anefa

raha hitady exemple maro be eo tsy misy lany lainga eo mihitsy
satria misy bobaka be azo raisina arakaraka izay mahamety azy

fa io tokoa aloha efa samy manana ny hitiavan'ny rallye e
hoe
tonga voalohany ve
spectacle ve
participation ve
manana vam milay be ve
kely mahonena lava hitserana ve

ny ahy de tsotra izay mahay manome spectale, suspens ... ho ahy no tiko na iza izy na iza ary normal koa anefa raha misy tiko kokoa amin'izy rehetra jocolor

_________________


Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url]
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
MX addx
Invité



MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Ven 20 Juil - 17:26

Za maka ahy ry zalah! LOL! Tena miankina @ préparation marina daholo ny zvt rehetra e!!!!
Revenir en haut Aller en bas
KGB MAX
M12
M12


Nombre de messages: 395
Date d'inscription: 26/07/2006

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Mer 25 Juil - 1:06

ts d mlay kosa lé resaka doudoutek é afro .za loh mieritreritra fa tsy mitombona zany reefa @ rallye é fa zé aloha na aorian'ny rallye no tsy haiko sady tsy idirako koa.Io nge ka sport fa tsy teatra kory ka ilana risika é.
ALEO MBA TSY RESAHANA ETO ZANY ZALAH AN Laughing
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Invité
Invité



MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Dim 12 Aoû - 2:27

Ary hono houa ry zalà isany...: ilay montage videos kely ap chaque rallye ngaht sy misy intsony zao??lol..ilay t'@ rallye srk farany teo ohatra !! scratch ...sa mbola samy sahirana mijery zeu des zilll daholo??? lol!
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Lun 13 Aoû - 12:54

Mbola somary sahirana kely daholo alo tato ho ato fa ho ezahina izay ahavita ireny vidéo kely ireny ato ho ato Wink

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
TSITO
Invité



MessageSujet: ARGILE   Sam 20 Oct - 11:34

Ô lety à tany Antsirambany anie no nankana an'lay TANIMANGA nanaovana ny coupe é cat ny any Ambohitrimanjaka hony malemy ny tanimanga any à à à à à rendeer
Revenir en haut Aller en bas
loeb
Invité



MessageSujet: 206   Dim 11 Nov - 20:55

rovina no miainga le 206 .saison2008?
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Lun 12 Nov - 9:14

Hono lol!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 295
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007   Jeu 15 Nov - 17:32

Aleo hiverina daolo @ zay ny favoris reetra @ 2008 fa tsy lasa miintsy le oe misy 1 mi-abandonne de tsy passionnant tsony ny tohiny sunny .Fa mety tsy 206 tsony no hiainga eo kle scratch
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 7 sur 7Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4, 5, 6, 7

 Sujets similaires

-
» (VENDU)pantalon bmw rallye pro 2 taille 54
» Sortie STELLA ALPINA les 9 et 10 juillet 2011
» Rando du Cristal Seraing 13/05/2007 (Première partie)
» Anas hjyej: au monde IFBB, South Korea, 2007
» [Danse] Voyage et Stage Salsa à Cuba juillet 2012

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-