Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 arahabaina ny prezy revaovao

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 545
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: arahabaina ny prezy revaovao   Mer 31 Mar - 12:10

Arahabaina izany ny prezida fédé fa dia miandry ny rallye voalohany izany izahay miaraka amin'ireo fiara vaovao efa heno sy ireo izay hiverina ny handray anajara
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2155
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: arahabaina ny prezy revaovao   Mer 31 Mar - 12:18

fa iza no lany tao? D iza daholo ny membre du bureau?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: arahabaina ny prezy revaovao   Mer 31 Mar - 12:43

henintsoa a écrit:
fa iza no lany tao? D iza daholo ny membre du bureau?


ATO ô

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 295
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: arahabaina ny prezy revaovao   Sam 3 Avr - 12:33

Misaotra sy mankasitraka ny Prezy vaovao t@ zay reetra vitany teo aloha, ary dia miarahaba sy mankahery ny Prezy taloha @ asa sy adidy mavesatra vaovao miandry azy Wink jocolor

Sarotra be kounkou zany teny gasy zany kle geek lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Marcus
M10
M10


Nombre de messages: 192
Localisation: Tana
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: arahabaina ny prezy revaovao   Mer 7 Avr - 9:27

Miarahaba ny Prezy voafidy!Mirary soa ho an'ny ekipa vaovao!
Mirary rallye mahafinaritra ho antsika rehetra na ny efa mpandray anjara hatrizay, na ny vaovao, na ny hiverina indrindra indrindra ihany koa!

PS : TRATRY NY TAONA MAROMARO BIBILL! Ela zany kle(ratrapazy sy derapazy)

_________________
ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

arahabaina ny prezy revaovao

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

 Sujets similaires

-
» arahabaina ny prezy revaovao
» qui utilise prezi

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: News & Informations des Clubs-