Nombre de messages: 545 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: AMA Ven 26 Mar - 11:12
hahazo fiara vaovao i prezida sa tsy izay ilay izy dia golf V sa VI sa kouah polo V sa VI , lazao haingana ilay vaovao ry zalahya, efa nisy resaka manko izay hoe hiova fiara i Freddy !