bibill M11


Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Rallye Dzama Sport ASACM 15 - 16 - 17 Juin 2007 Mar 19 Juin - 18:45 | |
| Ny ahy aloha mba vazivazy ihany le oe SS atao eo @ circuit kart iny e  . Saingy za kosa mahita fa tokony mba efa hisy lalana vaovao ny speciale  , ka asa oe mety hanodidina an'Arivonimamo araka ny voalazan'i His daolo ve le izy sa aona  |
|
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Rallye Dzama Sport ASACM 15 - 16 - 17 Juin 2007 Mer 20 Juin - 10:08 | |
| |
|
kwamidon Invité
 | Sujet: Re: Rallye Dzama Sport ASACM 15 - 16 - 17 Juin 2007 Mar 26 Juin - 19:26 | |
| Kôzy: ra matiou tsy hita oe mandeha ahoana fa mitovy any ry- cry (cry nefa mitazona 2ème satria mi sauty ny vitessy) ny temps. Sady mbola manao sortie matio nefa hoe tsy mandeha à fond hono... / Sady misy mi miteny hoe mitektekdoudou ra zandry kely  ... 6 ry bandy an. sinon mba izy kosa aloha d misauty lalandratsy tsara e!  |
|
Invité Invité
 | Sujet: Re: Rallye Dzama Sport ASACM 15 - 16 - 17 Juin 2007 Mar 26 Juin - 21:48 | |
| | kwamidon a écrit: | | Kôzy: Sady misy mi miteny hoe mitektekdoudou ra zandry kely : |
..alô ksoa izy hanao raha té hi-doudoutek ee !!!!mdr...ary ry zalà reo anie mety mikitika daholo e !!! enjana iany anie lé tahotra refa any anaty special ka alô mba hampiasa ody tahotra eee !!..mdr |
|