Nombre de messages: 1674 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: calendrier général 2010 Mer 21 Avr - 13:54
Rehefa mijery tsara ilay mesure za dia ny hitako, tsy mi-concerner ny daba kely ihany leu izy! Fa justement ho an'ireo miady titre champion de Mada toute catégorie
Pour un petit joueur, qui joue en 2RM, le premier but est de se faire plaisir d'abord. Après gagner qlq trophée si le budget le permet. Ny bandy hiady @ leu petit joueur tsy ho 4RM GrM (efa tsy petit tsony vao mitondra 4RM zany) fa tsy maintsy 2RM mitovy @ny ihany. (Izay matetika GrM) zany hoe dans le même bain zany reo. Du coup, tsisy dikany eo @ fiadiana trophée io mesure io. En 2RM, le plus assidu en GrN est un clio qui se bat surtout au avant poste. C'est pas un petit joueur d'après moi.
Donc, leu mesure hitako hoe pour les gros pointures qui se battent pour le titre. Any raha tsy manisy moyen (na dia GrM ary) tsy hiady mihitsy ny marina. Et le moyen mis en oeuvre ngamba somary mitovy ihany ny mi-investe @ GrN sy ny mi-rendre fiable un GrM!!
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: calendrier général 2010 Mer 21 Avr - 14:44
Ka ra izany ange de ny zavatra tsara atao zay de mivory miaraka daool de irahamandinika eo oe izao no tena tinkambara; marina fa mety efa samy namaky an le izy daool fa samy manana ny fomba fazahony azy ko de any no miteraka ny olana ; zay zavatra efa nitranga iany zany ka ny teny ierana tsara hono
Nombre de messages: 627 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Re: calendrier général 2010 Mer 21 Avr - 16:55
le reco lasa weekend sy oe Alarobia sy Alakamisy avant rallye ty koa no olana an!!! hisy emboutaka ngamb any anaty speciale any amzany! Naheno koa za oe toa tsy hisy intsony ny fanamboaran-dalana oatran'ny taloha????
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: calendrier général 2010 Mer 21 Avr - 19:09
Rajoù a écrit:
le reco lasa weekend sy oe Alarobia sy Alakamisy avant rallye ty koa no olana an!!! hisy emboutaka ngamb any anaty speciale any amzany! Naheno koa za oe toa tsy hisy intsony ny fanamboaran-dalana oatran'ny taloha????
question d'organisation fostiny ngamba izany satria efa be dia be ny mi appliquer reco limitée, dia mijery lesona kely fotsiny
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 252 Localisation: Tana Date d'inscription: 19/09/2007
Sujet: Re: calendrier général 2010 Jeu 22 Avr - 23:03
Angoniko tsara daolo zany hevitra izany ho am herintaona satria efa avy nihaona daholo ny commission technique de chaque club sy ny FSAM... Tsy miprometre aho fa andramako ho teneniko ihany ny responsables..
Raha misy sosokevitra hafa koa zalahy dia aleo angonina dieny zao tsy manomboka zao ny saison, raha mbola azo atao...
Nombre de messages: 795 Date d'inscription: 24/04/2008
Sujet: Re: calendrier général 2010 Ven 23 Avr - 11:48
fond_de_6 a écrit: