Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 calendrier général 2010

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant
AuteurMessage
Pyhdidea
GrB
GrB


Nombre de messages: 1208
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 15:04

Bigbang a écrit:
Sady ny lalana makany Asie efa misokatra b! ka afaka maka evo na Impreza any!!! dia avadika groupe N kosa an! sady tena mora izy any an Wink



Eo @ Hôtrin eo alo l'ty leu mora ah !!

Ny ahy ny hevitro tsy any @ resaka daba no olana fa eo @ resaka pièces satria ange ny pièces no tena mamaritra ny maha GrN na GrA ny daba e ; ka any no tokony hasina resaka ra ny fijeriko azy ;manohana ny hevitry ra Christaofy B+ za alo a@ le oe tokony asina mesures d'accopagnement le izy satria : mpakafy aloha de milalao d mampiasa izay ananana; zay alo no betsaka; satria raha hiampita any @ izay reglement zay de mety hampihena ny fandraisana anjara ndray le izy.
Fa tokony oe mesures mampirisika le izy fa tsy vô may ndray hampihena ny faharisihan'ny mpandray anjara.


Dernière édition par pedal2droite le Lun 19 Avr - 15:08, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 525
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 15:05

marina daholo ny voalazanareo ry zalahy, resaka moyen tokoa no mahatonga ny olona sasany micourir amin'ny Gr M, sady amin'izay mbola tena sarotra ny manao homologation tena hoe Gr N sy Gr A eto amintsika, ary io foana no mampisy disadisa satria rehefa tonga eto ny fiara Gr N na Gr A dia misy manova satria tsy mbola tena manana ny fitaovana hanaovana contrôle isika. afro afro
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1404
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 15:11

Nerone a écrit:
Raha hoe mijery daba kelikely, dia mety ho voavidy ihany ny GrN ohatra fa le zavatra miaraka aminy (combi, csque, hans,...). Ny contrainte koa amin'izay dia tsy maintsy pièce d'origine sy homologué daholo koa ny pièce de rechange na boulon iray aza. Iny no tsy vitan'ny kely sandry

+ 1 000 000 000. io mintsy anie no olana e! ra sanatria ka maty embrayage ela 1jour avant rallye dia tsy afaka mandeha mividy etsy andravoahangy na any behorirka fa dia tonga dia ajanona ny rallye refa tsy manana réserve.
Momba ilay hoe daba avadika GrM sy Gr N tsy mitombina loatra ny hoe moravidy kokoa ny manao GrN. exemple ny réservoir fotsiny dia efa ohatrinona ny réservoir homologué? any zao misy efa somary akaiky ny fahataperan ny homologation ny efa endrasany sasany fotsiny....
Momba ilay hoe internationalisation sy tralala: ahoana hoy ialahy isany raha am VMRC misy lalana tampoka hoe mahazo de point au championnat de bonus 10% ny manao rallye am G25 sy G27 mba amporisihana ny mpampiasa Momo sy clavier anao investissement? raha ny sitrapony ve moa tsy mba ilalao am G27 koa fa mbola eo ilay contrainte $ donc....
raha hoe amy RIM fotsiny ilay izy no apetraka, d'accord aho, fa tsy amy championnat national kosa e! (mety pénalisé ve any france raha mitondra GrF)

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Bigbang
GrB
GrB


Nombre de messages: 1809
Age: 30
Localisation: Tana
Date d'inscription: 26/02/2007

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 15:36

pedal2droite a écrit:
Bigbang a écrit:
Sady ny lalana makany Asie efa misokatra b! ka afaka maka evo na Impreza any!!! dia avadika groupe N kosa an! sady tena mora izy any an Wink



Eo @ Hôtrin eo alo l'ty leu mora ah !!


mora par rapport @ europe no tiko tenenina (adinoko zay précision zay) ka fa n'empêche vola b ihany Embarassed
Ny groupe M v hoe tsy ahazo anao tsony ? to tsy zany ngamba fa hoe motivéna fotsn reo manao investissement conséquent amina-groupe N
satria ra anao rallye international isika ka ny vahiny itondra "groupeN" 10 ohatra dia netsika mampiatrano ndray no 4 fotsn ohatra, otrany mahamenatra kely
lay motivation ngamba tsy tokony atao any am-point am championnat fa amina zavatra hafa asa hoe inona
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1404
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 15:50

Bigbang a écrit:
lay motivation ngamba tsy tokony atao any am-point am championnat fa amina zavatra hafa asa hoe inona
kôpy ela Wink

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Bigbang
GrB
GrB


Nombre de messages: 1809
Age: 30
Localisation: Tana
Date d'inscription: 26/02/2007

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 15:51

genre: tsy mandoa frais d'inscription na remise de 50% na zavatra hafa
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fond_de_6
M11
M11


Nombre de messages: 252
Localisation: Tana
Date d'inscription: 19/09/2007

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 15:57

Mila mandroso eeee!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1404
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 16:21

fond_de_6 a écrit:
Mila mandroso eeee!

sanatria tsy manohitra ny fandrosoana fa mba jerena ny halavan ny tongotry ny tsirairay hanatateraka ilay fiazakazaha o! ny fampandrosoana ny Sport manko tsy vitan olom'bitsy fa mila fifampitsinjovana Wink soroka miara milanja sy tongotra miara mamindra no hampandoroso azy. Hoy koa ny vazaha manko hoe :" on a toujours besoin d'un plus petit que soi" Wink afro afro afro

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Hirvo
M12
M12


Nombre de messages: 525
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 16:26

Christophe B+ a écrit:
Bigbang a écrit:
lay motivation ngamba tsy tokony atao any am-point am championnat fa amina zavatra hafa asa hoe inona
kôpy ela Wink

izay kosa aloha dia marina samy niezaka daholo hanao rallye na Gr N na GR A na Gr M lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
fond_de_6
M11
M11


Nombre de messages: 252
Localisation: Tana
Date d'inscription: 19/09/2007

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Lun 19 Avr - 22:57

Marina daholo zany, fantatra fa sarotra foana ny miala am mahazatra, pale fa oz koa ny vozongo oe: Celui qui n'avance pas, recule. Ny technologie fantatra fa mihazakazaka tsisy otran zany, ohatra fotsiny oe: taloha (mbola tsy ela) ny moteur atmosphérique dia ny "moteur usine" vao mahatafavoaka 100Ch au litre! Zao efa misy moteur 1.6 atmo mahita 180ch nefa de série! cheers cheers et encore misy matanjaka noho izany... mety milay angé zany oé Golf MK1 de 200Ch zany raha hilalaovana eee! Wink, fa tokony hiaraka aminy koa ny minimum de sécurité hifandraika am zay. Sa ahoana?!

flower Ndao hiara hamindra dia zarazarao zay sosokevitra rehetra mety hampandroso an ty taranjantsika ty. flower

Za koa d'accord oé, misy ny Gr "F", "S",sns... efa niady ny tsy ahafaty azy daholo ireo ankoatra zé tsy voatonoko dia ny Gr "M" koa mbola hiady ny azy!!!!

Sokafy ny Débat! cherry
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Pyhdidea
GrB
GrB


Nombre de messages: 1208
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Mar 20 Avr - 9:30

fond_de_6 a écrit:
mety milay angé zany oé Golf MK1 de 200Ch zany raha hilalaovana eee! Wink, fa tokony hiaraka aminy koa ny minimum de sécurité hifandraika am zay. Sa ahoana?!


+1000000 mints io e ka awôn ary zany no tena afahana mi-evaluer ny tena tanjaky ny daba iray??? manana ny fitaovan ilaina ary ve isika ??
Ra tena tintsikla tokoa ny hampandroso ity taranja tintsika ty de atao à double sens le izy e : zany hoe ny mpandray anjara miezaka hanatratra ny norme de ny mpikarakara ko manao toy izay de samy faly daool ny reetr cheers cheers cheers
de @ zay ko tsy iverina ntsony le oe deusaka 1.9 nefa M9 clap clap clap
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1404
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Mar 20 Avr - 9:46

sosokevitra voalahany avy amiko dia tsy asiana ilay point bonus au championnat fa mba any amy RIM fotsiny ohatra... Wink

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1404
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Mar 20 Avr - 9:49

pedal2droite a écrit:
de @ zay ko tsy iverina ntsony le oe deusaka 1.9 nefa M9 clap clap clap

hahahahahaha!!! tirrrrrre poulet3

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 36
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Mar 20 Avr - 10:01

Mafana ny adi-hevitra ary misy fahamarinany daholo fa zà kosa indray mahita hoe tokony asiana formule hafa mihitsy ampiarahana amin'ilay fanenjehana norme (style rallye régionale) mba hampivoatra tsikelikely ireo tia an'ity taranja satria ny zavatra mibahana foana dia resaka ara-bola, ka mahatonga an'i CB hiteny hoe na te hiazakazaka mafy ary tsy voatery hitovy daholo ny tongotra sy tanana
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
Pyhdidea
GrB
GrB


Nombre de messages: 1208
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: calendrier général 2010   Mar 20 Avr - 10:25

Ny ahy ndray ny sosokevitro de averina ny totalité ny frais d'inscription RAHA ao anatin'ny 3 premier kingkingking izy ohatra @ resultat final cheers cheers satria mila resultat ko fa ts oe GrN na GrA fotsin de vita afro afro


Dernière édition par pedal2droite le Mer 21 Avr - 14:29, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

calendrier général 2010

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 3 sur 4Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant

 Sujets similaires

-
» CALENDRIER UFOLEP SOMME
» Les supportrices à la coupe du monde 2010
» calendrier regionale 2 groupe B L.R.F.Annaba
» Part 2 general lee peinture, decal & assemblage...
» Crazy Bait - declic Peche 15 Mai 2010

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-