|
|
| Auteur | Message |
|---|
Hirvo M12


Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Jeu 8 Avr - 17:15 | |
| sady efa misimisy ihany ny efa vonona, fffffffiiiiiiiioooooooooo |
|
 | |
gaucheplus
Nombre de messages: 41 Date d'inscription: 07/07/2008
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Ven 9 Avr - 11:45 | |
| |
|
 | |
titinho M9


Nombre de messages: 104 Localisation: Tana Date d'inscription: 08/03/2010
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Ven 9 Avr - 23:37 | |
| fa le premier rallye io zany efa lasa 2 jours au lieu une journée?? |
|
 | |
Naisha

Nombre de messages: 42 Localisation: Tanà Date d'inscription: 19/03/2009
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Jeu 15 Avr - 10:30 | |
| Otrany 3 semaines sisa d GO an Ary efa nojeren' ny FEDE dwl v ny arceau na d efa ni-courir aza , sao sendra misy rectif tampoka ?! D sao d mbola tsy nahazo Marteau koa ... sao tsy mahita CHD eo an Ok zany fa tsy efa tokony ho avy zany ny réunion d' infos ato ho ato sa?!  |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Jeu 15 Avr - 12:00 | |
| Mba omeo sopapa na Road Book izay efa mahafantapatatra o! (enga anie ka hisy Vontovorona sy antaramanana)  _________________  |
|
 | |
Hirvo M12


Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Jeu 15 Avr - 12:31 | |
| toa mbola tsy misy lalana mivoaka marina an! |
|
 | |
Naisha

Nombre de messages: 42 Localisation: Tanà Date d'inscription: 19/03/2009
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Ven 16 Avr - 9:58 | |
| | titinho a écrit: | | fa le premier rallye io zany efa lasa 2 jours au lieu une journée?? |
Toa le 8 Mai VA VT , d le 9 Mai Rallye ka
 |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Ven 16 Avr - 10:28 | |
| mety tsara raha 1 jour leuh |
|
 | |
titinho M9


Nombre de messages: 104 Localisation: Tana Date d'inscription: 08/03/2010
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Ven 16 Avr - 20:07 | |
| Ka le 1 jour anie tsis akana tsirony tsara nefa ny dépense tsy mifanalavitra @ le 2 jours é!fa bon,c'est mieux que rien  |
|
 | |
gaucheplus
Nombre de messages: 41 Date d'inscription: 07/07/2008
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Dim 18 Avr - 19:31 | |
| ni-décaller une semaine indray ilay rallye @ 9 mai  ny essentiel aloha dia misy ilay izy hatreto  |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1674 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Lun 19 Avr - 12:44 | |
| Momba ilay resaka investissemnt kosa aloha tena mba pffff be e! raha ny sitrapo ve moa tsy mba hividy WRC na GrN fara faha ratsiny fa question de moyens anie no mahatonga anay manao GrM e! Donc zany ve pénaliser na indray ny kely moyens rehefa anao rallye? pénalisé hoazy izany satria omena Bonus ireo manana moyens?.... zany kosa ve tsy efa manomboka ho affaire de gros Sous ndray koa ny Rallye eto amintsika?... manaiky za hoe inciter na ny mba anaovana acquisition na fiara manaraka norme fa tokony mba misy mesure d'accompagnement ilay izy ( ex: afaka mampiditra Fiara sy pièces atao tsy mandoa Douane aloha  fangatahana atao a haut niveau mintsy) fa tsy tonga dia sanctionner na Implicitement ny kely Budget.  amiko perso aloha dia hitako hoe tsy mety, ilay hoe omena bonus championnat e! ra samy hanome tombony ho an ny Voitures manaraka norme internationale ihany dia tokony mba hoe mihena 10% ny droit d'engagement ohatra na zavatra otran izany fa tsy tonga dia ary amin ny haingom-batony mintsy (championnat) no omena avantage. raha toa anie ka ny GrN sy Ny GrA ihany no mi courir eo amy folo eo sisa ny mandray dépar e! = une demi douzaine de GrN en 4rm, deux ou trois en GrN 2rm en GrA  : itako eto fa misy miteny indray zao any hoe io ndray cb fa manao polémique. Juste za mba miteny ny avis perso ako fotiny ka _________________  |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1674 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Lun 19 Avr - 13:01 | |
| |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1809 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Lun 19 Avr - 13:48 | |
| Sady ny lalana makany Asie efa misokatra b! ka afaka maka evo na Impreza any!!! dia avadika groupe N kosa an! sady tena mora izy any an ny 2RM groupe N koa anie mbola azo ketreana o ? ary raha ny rallye international ihany alou no asina lay bonus manao ahona? raha ieritreritra ho avy tsara ho an'rallye aloa kosa alou dia itako normale ihany lay décision kanefa am toe-dzava misy sy ty fiainana sarotra dia toa lasa resaka "moyen" fotsn iz ty |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 935 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: calendrier général 2010 Lun 19 Avr - 14:48 | |
| D'un côté raha jerena le hoe hiroso amin'ny championnat d'afrique tsika d passage obligé io mifavorisé GrN sy GrA ity nefa raha jerena ilay politique de vulgarisation sy recherche de jeune talent an-tsika dia tena mifandipatra tanteraka amin'io règlement io. Raha hoe mijery daba kelikely, dia mety ho voavidy ihany ny GrN ohatra fa le zavatra miaraka aminy (combi, csque, hans,...). Ny contrainte koa amin'izay dia tsy maintsy pièce d'origine sy homologué daholo koa ny pièce de rechange na boulon iray aza. Iny no tsy vitan'ny kely sandry |
|
 | |
|