|
| Auteur | Message |
|---|
Invité Invité
 | Sujet: vidin'ny fiara Jeu 24 Mai - 22:30 | |
| Ny tsikaritra moa zany t'@ lé rallye farany teo dia betska iany ny fiara niova tànana, moa misy koa ny fiara vao². Ka sô mba misy mahafantatra ny vidiny reny lé?? ohatra hoe ny nahazahon'I terrinen ny fiaran'I joda zao otrina?ny nibakon'I Hery b ny sub an'laza ( salé an'I yann iny tsy hay tsony lol). Tsy d hoe indiscretion moa leiz fa mba tsr ho fantatra fotsiny raha mba mety ho takatrin'ny budget ndray andro any e !!!!.. Ny a'I matio iny koa zao tsr ho fantatra ny momba azy hoe location v sa tena nobakon'lery leiz??tô hoe lé an'I Riquebourg taloha ina manko sa diso ny tenako?? |
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: vidin'ny fiara Ven 25 Mai - 20:36 | |
| Ary maely ve lay Clion an'i Dani,C'est la meme que Teillet? |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: vidin'ny fiara Sam 26 Mai - 13:31 | |
| Ary mba nakaiza ny 106n'i Louvel taloha?(Ex-Faly raha tsy diso aho) |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: vidin'ny fiara Sam 26 Mai - 22:48 | |
| | Mc Crash a écrit: | | Ary mba nakaiza ny 106n'i Louvel taloha?(Ex-Faly raha tsy diso aho) |
iny ve tsy lé entin'I zanak'I louvel zao?? sa diso ny tenako??Michael moa sa iza no anaran'lery tsy tadidiko tsony. |
|
 | |
m M9


Nombre de messages: 112 Age: 27 Localisation: Madagascar Date d'inscription: 30/04/2006
 | Sujet: Faux Dim 27 Mai - 11:04 | |
| 1/ Michaël Louvel est le petit frère de Gérard et non le fils 2/ La 106 kit car ex Roi lion, Gérard Louvel et ex Tom est auj avec Irina - Tiana..Sacré pilote aussi! |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: vidin'ny fiara Dim 27 Mai - 12:10 | |
| | maximumattack a écrit: | 1/ Michaël Louvel est le petit frère de Gérard et non le fils 2/ La 106 kit car ex Roi lion, Gérard Louvel et ex Tom est auj avec Irina - Tiana..Sacré pilote aussi! |
hay veuhh ee!!!.. |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: vidin'ny fiara Mer 30 Mai - 12:38 | |
| | His a écrit: | Je confirme, pour l'avoir vu à l'oeuvre, Irina est un casse cou au volant de la 106 |
Et si c'est la voiture qui est trop juste (pour ne pas dire trop petite) comparé à ses potentialités
En tout cas, casse cou ou pas, il a signé des temps excellents, il a été 6ème eu général, premier des 2 RM, se permettant meme le luxe de devancer certains 4RM turbo, avant son ''gorisagorisa''. _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
The beas Invité
 | Sujet: Re: vidin'ny fiara Jeu 31 Mai - 9:59 | |
| Hono ho'a ry zalah, Saxo vaovao ve ilay an'i Mickael sa? |
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | |
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
ramatoa Invité
 | Sujet: Re: vidin'ny fiara Jeu 31 Mai - 18:02 | |
| |
|
 | |
|