Nombre de messages: 1092 Age: 37 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/07/2009
Sujet: Re: /// Rallye RALLYGASY /// du du 15 au 21 mars Lun 22 Mar - 13:10
Rimorimo a écrit:
Zanakin' ny tene henjana daolo nareo eeee!!!!!!!!!!! Fanontaniana hoanreo gasy 5 1er reo: -Misakafo impiry isan'andro lisany? -Matory @ firy? -Misotro toaka v nareo? -Inona ny finoanareo? -Mikotrana mibata vy v nareo? -Mifoka v? (sigara io a!! fa raha zavatra hafa d veuillez preciser) -Mouvance inn nareo? -Inn ny laoka tianlisany indrindra? -manao solomaso v lisany? firy ny °? -Anisan'ny sanctionnés v lisany? -Firy ny pointure nlisany (za tsy hividy kraro a!!)? -Efa nanao depistage v?
Ny valin'ireo dia ahafahanay miezaka bb kokoa! Merci
Tokony asiana questionnaire hafa koa lesy ho an'ny bandy rehetra
Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: /// Rallye RALLYGASY /// du du 15 au 21 mars Lun 22 Mar - 13:33
kestion hoan'ny
mbola tsy leo an'vadin'laisany v laisany?? mdrrrrrrrrrrrrrrr dzamba v laisany fa pII nga pc anlaisany connexion rtc nga no ampiasain'laisany so d misy vatokely eoo ambanin'ny accélerateur an laisany so d mavesatra b ny tongotra avanan'laisany
Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
Sujet: Re: /// Rallye RALLYGASY /// du du 15 au 21 mars Mar 23 Mar - 18:48
Rimorimo a écrit:
Zanakin' ny tene henjana daolo nareo eeee!!!!!!!!!!! Fanontaniana hoanreo gasy 5 1er reo: -Misakafo impiry isan'andro lisany? -Matory @ firy? -Misotro toaka v nareo? -Inona ny finoanareo? -Mikotrana mibata vy v nareo? -Mifoka v? (sigara io a!! fa raha zavatra hafa d veuillez preciser) -Mouvance inn nareo? -Inn ny laoka tianlisany indrindra? -manao solomaso v lisany? firy ny °? -Anisan'ny sanctionnés v lisany? -Firy ny pointure nlisany (za tsy hividy kraro a!!)? -Efa nanao depistage v?
Ny valin'ireo dia ahafahanay miezaka bb kokoa! Merci
Marina mintsy io fa nenay efa hita mintsy fa tsy afaka tsony ny fika taloha. Efa mila manao mise à jour ndray fa tara train (session miaraka io hevitra atsipy io an). Zala efa nahita pilotage vaovao angamba fa mila sokirina ndray zany
Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: /// Rallye RALLYGASY /// du du 15 au 21 mars Lun 29 Mar - 17:31
Rimorimo a écrit:
Zanakin' ny tene henjana daolo nareo eeee!!!!!!!!!!! Fanontaniana hoanreo gasy 5 1er reo: -Misakafo impiry isan'andro lisany? -Matory @ firy? -Misotro toaka v nareo? -Inona ny finoanareo? -Mikotrana mibata vy v nareo? -Mifoka v? (sigara io a!! fa raha zavatra hafa d veuillez preciser) -Mouvance inn nareo? -Inn ny laoka tianlisany indrindra? -manao solomaso v lisany? firy ny °? -Anisan'ny sanctionnés v lisany? -Firy ny pointure nlisany (za tsy hividy kraro a!!)? -Efa nanao depistage v?
Ny valin'ireo dia ahafahanay miezaka bb kokoa! Merci
_________________ Il y a une différence entre connaître le chemin, et arpenter le chemin