Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
Sujet: Re: 205 T8 Jeu 4 Mar - 21:20
tena rehefa nojerevana niaraka t@ bandy akama dia hita fa trop raboter lé culasse misy différence environ 3 na 4 mm par rapport @ le culasse d'origine et monté en piston plat.Tena mbola miasa ny saina atreto oe iNona marina no nataonga azy ty !!Na mety injecteurs resté ouvert=foudre satria ny 3ème cylindre ihany ny vodaka,fa ny ambony mbola tsara compression!fa ho hita eo zay ho ataony kely sisa d remonté
Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
Sujet: Re: 205 T8 Jeu 4 Mar - 21:36
ty zany ny fiovana kely atreto culasse remonT,zay ny vita omaly. Gros pblm:caisse de base sacré numéro na 205 junior,tous les freinages sont des 205 1,4l angamba,tena manao asa adala mitsy zava!!
Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
Sujet: Re: 205 T8 Mar 9 Mar - 0:57
zay fa velona ny fiara saingy mbola misy fuite d'eau kely,d ny ligne d'échappement mbola dorizaka. soloina capot bombé zany lery mba somary misy bika kely na dia valaka aza le caross!! résultat: 1,2 bar overboost 1 bar pression normale tena fahafinaretana ny mitondra azy,na dia mbola misy pblm kely aza niveau train roulant.Dommage ny tableau tsy mandeha dis tsy tena fantatra ny tena fiaingany,fa ho asiko vidéo refa tena o point ny fiara Dia isaorana ny mpankafy nanaraka hatrany an'ty tantara ty!
Nombre de messages: 2743 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: 205 T8 Mar 9 Mar - 10:48
tena milay be !!! tiako be ilay capot bombé sy ny jantes PTS .... tena efa liana mihintsy ny hahita vidéos ...... tena raha io tena @ Bypaka t@ Asabotsy ngamba mety nisy ....
_________________
Invité Invité
Sujet: Re: 205 T8 Mer 17 Mar - 16:34
bonne b lé jantes PTS ... surtout en 2 tons... ny machine tsy lazaina tsony...
Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
Sujet: Re: 205 T8 Lun 5 Avr - 18:05
Tena miala tsiny noho ny fahataran'ny vidéo zay somary natao asa maika satria tsy dia tena havanana ny tenanay http://www.dailymotion.com/video/xcu7fc_komandona_music