|
|
| Auteur | Message |
|---|
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: 205 T8 Dim 28 Fév - 15:49 | |
| ty zany fiara vao nalaiko vao aingana dans un mauvais état!! carosserie jacky,la caisse est moulée,mba nasiana jantes PTS mba misy endrika kely   Ny montage dia hita fa tena asan' adala! |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: Re: 205 T8 Dim 28 Fév - 15:58 | |
| dia eto no manomboka ny nofy ratsy(tantara kely ty)!! T@ zoma vao navoka ny fiara après une petite préparation(calculateur reprogrammé),nandeha teny @ run! Tena hita ny fiovany,voici les détails -coupure à 7300tr -échangeur 525 tds -pression du turbo d'origine -et le reste est tout d'origine moteur 806 tct -boite de vitesse 205 D Rehefa nodakana ny fiara dia tena niainga beuh saingy à l'arrêt,plein d'huile sous le capot,somary gaga ihany ny tenako: -reniflard qui n'aspire plus,au contraire repousse de l'huile à fond Namaoka feo le fiara dia nanomboka nanetroka beuh tsy azo niainana tsony tao anatiny  |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: Re: 205 T8 Dim 28 Fév - 16:04 | |
| omaly Sabotsy nanomboka ny asa,vérification des taux compression résultat: 3 ème cylindre plus de compression ny tao an tsaiko oe ny turbo ny maty saingy refa nojerena,dia tsapa fa tsy nisy jeux mitsy le izy donc niasa be ny saina  miala tsiny fa tena ratsy be ny qualité ny sary!! |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: Re: 205 T8 Dim 28 Fév - 16:09 | |
| |
|
 | |
rirymaster wrc

Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
 | Sujet: Re: 205 T8 Lun 1 Mar - 8:54 | |
| Merci àle Topho Fa le garage ko alou zany de malalaka tsara sy azo hivalaparana an!!! Soa ihany fa misy pièce any fa de mirary fahazotoana @le fanarenana ny simba e De miandry ny fivoaran'le moteur rehefa vita sy avy natao essai indray  |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: Re: 205 T8 Lun 1 Mar - 15:24 | |
| merci Riri! Ty zany ny asa omaly!new bloc XM TCT,piston creux  un petit coup de peinture partout pour que ça soit bien propre   |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: Re: 205 T8 Lun 1 Mar - 15:31 | |
|  embrayage 6 patins amorti zany no nalatsaka ao anty ny boite 205 D  dia nifarana teto zany ny asa fa mbola miandry joint de culasse,kit de distribution sy pompe à eau!le moteur dans la 205  |
|
 | |
henintsoa GrB

Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: 205 T8 Lun 1 Mar - 15:33 | |
| milay, mampité hianatr amécaniqua mintsy. fa firy moa zan yny deusaka ao am'nareo ao zany au final? |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | |
 | |
henintsoa GrB

Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: 205 T8 Lun 1 Mar - 15:49 | |
| ok, ary ny TCT V misy mahasamihafa azy reo (TCT XM / Xantia / 806 / ...) sa mitovy tsis valaka mintsy rehefa samy TCT? |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: Re: 205 T8 Mar 2 Mar - 14:39 | |
| | henintsoa a écrit: | | ok, ary ny TCT V misy mahasamihafa azy reo (TCT XM / Xantia / 806 / ...) sa mitovy tsis valaka mintsy rehefa samy TCT? |
différence itako atreto: -piston plat et piston creux(eto zany dia efa tokony hita différence compression) -dia juste ny branchement durite de turbo no misy tsy itovizany,fa ny ambony mitovy daolo: turbo garett t25,papillion acav,culasse décompressé,...etc |
|
 | |
Soafikov GrB

Nombre de messages: 2743 Date d'inscription: 22/01/2008
 | |
 | |
mik-mak wrc

Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: 205 T8 Mar 2 Mar - 15:54 | |
| |
|
 | |
thomas_radstrom GrB

Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: 205 T8 Mar 2 Mar - 18:41 | |
| Tsara izy zany an ... + turbo dé aoka fotsiny !
ça fait combien de chevaux moa zany au final ? |
|
 | |
arizona M9

Nombre de messages: 113 Age: 24 Localisation: Le havre Date d'inscription: 24/01/2010
 | Sujet: Re: 205 T8 Mar 2 Mar - 23:00 | |
| | thomas_radstrom a écrit: | Tsara izy zany an ... + turbo dé aoka fotsiny !
ça fait combien de chevaux moa zany au final ? |
Otrany 150 d'origine fa atreto aloha mbola tsy fantatra zay ho ataony fa refa tena vita dia ho akarina eo ambony banc refa misy ssSSss!!!  |
|
 | |
|