|
|
| Auteur | Message |
|---|
Raddoo M10


Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
 | Sujet: errorist Mer 17 Fév - 18:57 | |
| Miarahaba ny rehetra, Efa elaela ihany no nahita an'ity forum ity fa izao vao misoratra anarana, nitazatazana fotsiny hatram zay  dia hiezaka iblabla kely ato am'zay ngamba. Solon'anarana: errorist, marihina fa tsy misy idiran n terrorist le izy eto fa any am le "error" ngamba no izy  Mpankafy sport auto (mécanique) saingy any amin'ny lalao no mikitikitika, nanomboka rbr sy rfactor taona iray teo ho eo, taorian'ny niondanana colin mcrae, grid, dirt sns rehefa misy fotoana sy avelan'ny sasany (manontany tena ihany za hoe aôna ny guérran lisany am rafotsy, fa toa misy tsy miala mitsy session public, réco, championnat sns, sa ve célibat daholo le??) Isaorana betsaka ny association rallyesim sy ny mpikarakara mavitrika ao fa tena lafatra le rsrbr e. Ankoatr'izay dia any amin'ny SS any 'zany ôô Mazotoa daholo e.
Dernière édition par errorist le Mar 2 Mar - 17:44, édité 1 fois |
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: errorist Mer 17 Fév - 19:14 | |
| Bienvenu, tonga soa, welcome, willkomen, benvenuto, etc......enfin tu as compris je pense  _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: errorist Mer 17 Fév - 19:17 | |
| |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: errorist Mer 17 Fév - 19:18 | |
| |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: errorist Mer 17 Fév - 21:18 | |
| tongasoa o  |
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: errorist Mer 17 Fév - 21:30 | |
| |
|
 | |
fond_de_6 M11


Nombre de messages: 253 Localisation: Tana Date d'inscription: 19/09/2007
 | Sujet: Re: errorist Mer 17 Fév - 21:33 | |
| |
|
 | |
Raddoo M10


Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
 | Sujet: Re: errorist Mer 17 Fév - 23:45 | |
| Misaotra betsaka fa tonga soa tokoa ee!! Milay 'ty ry zalah fa aleo hitohy a Afatra ho an le bandy efa enjana reny; tokony tsy miari tory tsony lisany  |
|
 | |
rirymaster wrc


Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
 | Sujet: Re: errorist Jeu 18 Fév - 8:10 | |
| |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | |
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2743 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: errorist Jeu 18 Fév - 8:54 | |
| Tongasoa ....fa tonga dia  ny fandraisana omaly !!! _________________   |
|
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: errorist Jeu 18 Fév - 9:12 | |
| Dia tonga soa eto sy eo amin'ny tontolon'ny fiadiana izany e! |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: errorist Jeu 18 Fév - 9:27 | |
| tonga soa e!!  |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: errorist Jeu 18 Fév - 10:32 | |
| tongasoa éé. tam'andro mpametraka baomba mitnsy no nivoka lé pseudo d noheveriko fa ela iny. ptdrrrrrrrrrr |
|
 | |
Tito M12


Nombre de messages: 594 Age: 24 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/04/2009
 | Sujet: Re: errorist Jeu 18 Fév - 11:07 | |
| Tongasoa e!!!  |
|
 | |
|