Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4
AuteurMessage
Invité
Invité



MessageSujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai   Jeu 7 Juin - 10:35

emsics a écrit:
Reto ry zalahy ny resaka heno sy re tamin'iny Rallye Jovenna iny

Raha ny fijery azy dia henjana be ny suspension an'i Matthieu dia lasa mi saotisaoty ohatra ny ball de ping pong ilay Subaru (izaho aloha tsy nahita an'izay satria ny portion nojerenay roulante be)

Raha resaka pilotage fotsiny indray dia henjana i Laza ary efa mihoatra an'i Joda aza fa ny fahamatorana no mbola tsy ampy, izany hoe sao dia hoe mila co pilote mahay mi gerer course tsara ilay ry no tena olana aminy (tsy midika akory izany hoe tsy mahavoa i Naina be)

sorena hono ny total tamin'ilay super slalom teo anosizato tamin'ny rallye Jovenna (concurrent) satria nihevitra hono ry zareo fa tokony hanana exclusivité amin'ny fampiasana io terrain an'ny sicam io satria ny total no partenaire n'ny PSA hatrany andafy. noho izany (hono io a) dia hitady toeran-kafa izy ho an'ny Rallye Total. Tena raha marina io aleo hilamina ihany fa tena mety ho an'ny daholo be sy izay mpankafy tsy afaka mankany anaty special ilay misy SS ampovoan-tanàna Raha Ambatolampy tsimahafotsy ohatra tena lavitra be

Resaka daholo ireo



Merci emsics. discussion= Raha hoe momba ny (rivohery alias Naina B lol! ) d milay b izy fa mety ilay vam mintsy noho tsy mety matotra Question fa ny pilo efa nandamina be d tratra an'iny blem ana protege carter iny. Na WRC aza ange tratra an'eo koa(rally inona moa). Fa ho any mpanao rallye, ny tole tsy maintsy atao miakatra atr'any @ pare-choc sady atao en "biais".

Efa ela no tsy tato fa milay. Aiza ny sary ry dadah? Very Happy d ny rallygasy aotr'any mi-plante foana ny IE rehefa mijery ao anatiny. scratch
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai   Jeu 7 Juin - 10:47

Ela tokoa zay Shocked lol!
Ny rallygasy angamba, sous Firefox no haingana. Ohatrany miady @ IE koa angamba lay hebergeur dia ataony ratsy be ny temps de réponse @ IE lol!
Misy sary vidéo aty misy ny fihinanan'ny Mitsu ireo vato rehetra t@ nidina Masindray Shocked
Izay ho ezahina havoaka ato ho ato daholo moa izany ao @ site.
Ny mahatara, namboarin'ny virus ny DD nisy ny source rehetra. Evil or Very Mad Ilay izy manontolo no efa vita taloha fa ny sombintsombiny mba aseho @ site taraiky tao Evil or Very Mad

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
Invité
Invité



MessageSujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai   Jeu 7 Juin - 11:00

masindray lol! Ie sura fa mba te hijery kely any zany fihinany mitsu any zany ao lol! sady za tena fan an'eo daba eo lol! . Rahovina no mba hita zany. Misy "MP" koa ange ato d @ zay mijanona samy incognito pirat .ok? cheers
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai   Jeu 7 Juin - 11:34

J'arrange ça le plus tot possible Wink lol!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
 

Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 4 sur 4Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4

 Sujets similaires

-
» (VENDU)pantalon bmw rallye pro 2 taille 54
» INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR
» rallye jovenna
» Remise des trophées pour le rallye Jovenna 09
» MRC RALLYE JOVENNA 2009 du 11 au 17 Mai 2009

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-