Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai Mer 18 Avr - 18:14
Sokafana ny discussion
Nihemotra 1 semaine par rapport au calendrier initiale ny rallye. Siosion-dresaka fa dia ho lava be hono izy io. (6??km ac 4??km de SS) Hafana ny 1er Manche satria samy efa manomanomana ny fiarany daholo ny rehetra @ zao
Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai Mer 18 Avr - 18:44
Milay aloha refa lava be kosa e , satria mi-compte betsaka ny fahaizana mi-gerer ny daba. Saingy enga anie mba ho tsara preparation daolo, sao de SS1 sy SS2 de mihintsana ny antsasany
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai Jeu 19 Avr - 8:47
Efa ela tsy nisy rallye lavalava teto amin'ny tanàna fa irariana mba tsy ho vitsy ny mpifaninana satria plus lava ny rallye plus mitombo ny cout, mba tsy iverimberenana matetika ny speciale.
Fa ny rallye lava koe no mety isongadianan'ny fiara tsy matanjaka sy ny fiara tranainy.
Fa inona ihany ny daba entin'i Faly be ry zalahy? toa nahazo spons tsara ihany lery (DHL)
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai Ven 20 Avr - 15:19
bibill a écrit:
Milay aloha refa lava be kosa e , satria mi-compte betsaka ny fahaizana mi-gerer ny daba. Saingy enga anie mba ho tsara preparation daolo, sao de SS1 sy SS2 de mihintsana ny antsasany
tsy de dakor za
Tena raha vao lava loatra le rallye de mety ho betsaka reo mpandray anjara no hanao manche tokana amin'ity saison 2007 ity
Sady ny point amin'io hitovy ihany fa de ho 100 ihany e ; na 400 km na 100 km (tena aleo mitsitsy ny 100 km * 5 manches ambiny mdrrr de ny point 100pts *5 )
Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai Ven 20 Avr - 15:58
Ekena 100% ny tenin'i dadahmaster . Fa zany oe ny tiko lazaina t@ le "milay" dia io efa voalazan'i emsics io: tsy dia ny puissance lotra no hiresaka @ zay, fa mba manana chance daolo na ny faible na ny tranainy . Zany oe ny fahaizana mi-gerer ny daba zany no tena hanjaka
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai Dim 29 Avr - 19:06
efa misy ny ihany ny sombina info hita amin'ny gazety. - 18 ny isan'ny spéciales - hisy ny spéciale de nuit (tena tsy dia misy hita ilay izy rehefa tena izy) - Eo amin'ny station jovenna Anosizato ny Pc - Eo ihany ny superpsecial fiara roa isaky ny miainga (Stade de france hono no fitaratra, eo amin'ny sicam anagmaba fa tokony ho jerena izay hi stabiliser na an'ilay vovoka (asiana Top seal ) fa sady tsy dia milay ho any mpijery no mety hanahirana ny pilotes) - Ohatra ny any andafy dia hisy ny shakedown hanistiana faramparana ny reglage, tsy obligatoire io (fa tsara lazaiana mialoha ihany hoe aiza le izy efa spéciale kely ihany mantsy) - 16 ny ekipazy Team Mika Faniry (averina kely ilay sortra amin'ny T shirt an-dry zalahy hoe ''Merci President Terrinen) - Ilay spéciale Antaramanana Ampahidraondriana dia eo atsimon'ny vontovorona amin'ny Maizinandro taloha iny)
Ireo no fantatra fa hatramin'izao dia mbola betsaka ny fanontaniana hoe: - iza avy no handray anjara ireo ry Laza, ry Faly, etc... - handray anjara ve i Maximum Attack? - Dia mba karakaraoa kely ra His sy ra Dadah ilay fanomezana mialoha ny parcours sy ny grille (hisaorana anareo mialoha)
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
- Ohatra ny any andafy dia hisy ny shakedown hanistiana faramparana ny reglage, tsy obligatoire io (fa tsara lazaiana mialoha ihany hoe aiza le izy efa spéciale kely ihany mantsy)
Ny shakedown dia ilay super-speciale @ voalohany iny ihany raha tsy diso za Fa efa tsara kosa aloha le idée e, hita fa miha-mivoatra hatrany
- Dia mba karakaraoa kely ra His sy ra Dadah ilay fanomezana mialoha ny parcours sy ny grille (hisaorana anareo mialoha)
Ho avy tsy ho ela Fa ny azo ambara dia ho feno tokoa ny prog. Ny zoma @ 7h30 ny ss1 fa tsy ny aprem intsony ary 15h ny alahady vao mijanona Isaorana ny TMF aloha fa raha ny zavatra ezahin-dry zalahy atao dia épreuve mitovy @ any @ wrc mihitsy
Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Re: Rallye Jovenna 18-19-20 Mai Mer 2 Mai - 12:34
Sotra betsaka Hismaster
feno tanteraka ny zavatra ilaina; milay be e mandeha mijery sisa
fa tena gidra be ihany izy zany hoan'ny mpijery an
raha izao no mitohy de efa aleo io site io no ampiasan-tsika fa ny tenanay tsy de tena manan fotoana be intsony , no efa ampy io sady hitovy ihany ny lazaina ao fa de atao archive sy fanomezana sary angamba sisa ny site iray
satria mino koa za fa otran'izao ihany koa ny fivokan'ny résultat