raha tsy mandoa donc tsy inscrit ary nefa refa avy eo dia tsy maintsy mandoa licence ihany de 10.000 Ar foana refa hanao inscription hoan'manche manaraka
ndraso alou, fmg ve lay tableau an'i Big io sa Ariary?
ny licence 10.000Ar ve licence annuel sa provisoire? (zafad fa tsy naharaka mitsy en ce début d'année) dia ny manche anakiray 15.000 Fmg raha azoko tsara. zay?sa diso tanteraka za??

Inscription izay efa ho tapitra dans 30 min dia 10.000 ar ny licence anuelle dia 3.000 ar ny inscription par manche avec possibilité de payer inscription annuelle de 16.000 ar ...