[quote="rawilll"]mis ktiana v t@ le 205 sa natsatoka ftsn le moteur an le 306?[/quoteefa tsy à jour tsouny io an,efa démonté

!!
Moteur tonga dia mitsatoka tsara,collecteur d'échappement no tsara atao modification mba tsy ikapoka eo @ tablier,fa ny descente koa afaka atao fa zany oe somary compliké eo @ lé biellette avy eo.zay no mahatonga any lé collecteur modifier.dia soudure cardan sur boite 6 fa raha atao boite 5 io dia tsy mila manova cardan,boite 5 xsara vts koa malaza be mpanao.
radiateur 106,205 lé kely io d zay...!