Mba tsy hitoviko hevitra aminareo kosa ity
Za kosa mahita fa io no mety satria mba fotoanan'ny fanaovana spectacle ihany anie le izy e sy hoan'izay mbola te hiditra amin'ny le taranja; nefa rehefa mahavita spectacle enao nefa jerena ny temps ataonao par rapport amin'ny 4rm lavitra be de mety ho kivy avy hatrany
Ary amin'io koa anie ry zalahy mpitondra 4rm

mba hirina hitondra fiara 2rm (mahay daholo reo ary tena mahavita milay daholo sady efa teo daholo no niala

) mba tena mampiseho ny style-ny fa mba hajanona kely aloha ny tanjakin'ny vam
Le trophée hoan'i 4rm kosa efa misy e

le saika hoe averina

(zany hoe tsy exclu ny 4rm, tsy negligé akory aza satria mbola ny temps scratch ihany no andaharana ny vam rehetra eo amin'ny course, fa tsy hoe atokana otran'ny open ny 4rm )