Nombre de messages: 1507 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Ven 11 Avr - 11:55
Infos maromaro: na dia tsy manatrika Réunion d'infos ary nareo dia ireto no tena mibaha toerana tany sinon, tsy hadino fa dia misy manche scooter sy karting @ alahady eny Imerintsiatosika Ato ko zany
Nombre de messages: 1507 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Lun 14 Avr - 9:26
Mba nisy nanoratra an-gazety ry zalahy ny momba antsika Saingy diso kely aloha ny adiresy nomen'ilay gazety (www.rallyegasy.tk hono ) Gazety Taratra io namoaka io Asa aloha ny sasany fa dia io no tazako. Marihina fa dia nandritra ny réunion de presse t@ zoma dia mba nasian'ny Fédé resaka kely ny momba antsika t@ ireo journaliste tao, izay angamba no nahatonga lé article
Nombre de messages: 1724 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Jeu 17 Avr - 8:03
Avy namaky ny ITW any Louvel fa tena marina ny laizain'i lery satria izaho izao manao WTCC ( course voiture de production ) fa tena maha tsara ny fahitana ny trajectoire sy ny freinage tokoa ny lalao en circuit ary rehefa manaoo RBR dia mi-amélioré ny temps fa mba andramo angé
Nombre de messages: 1507 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mer 7 Mai - 10:58
_________________
hir Invité
Sujet: rallye TASAMM Mar 13 Mai - 15:03
on remercie le club TASAMM pour la réalisation du premier rallye de cette année 2008, vivement le rallye DZAMA SPORT, on espére que les controles sur les assistances seront plus strictes cette fois pour éviter le cas précédent. Vive le sport