Nombre de messages: 586 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: Les photos old rallygasy Mar 2 Sep - 17:04
ireto ry zalahy misy sary efa old génération rallygasy fa ho fahatsiarovana ny ireo zoky taloha an. Travers ana 504 hors trajectoire de 305 Lancement karenjy vita gasy nanao rallye des pistes ampiho ny sary oatran'ireo raha misy any ry zalahy an.
Nombre de messages: 629 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Les photos old rallygasy Mar 2 Sep - 17:48
Tsy haiko raha ny masoko no voa fa otran'tsy mahita arceau aho anatin'le Cinq's sa tam itony mbola le hoe vam entina miasa ihany no hanaovana rallye Le 305 koa otran tsy misy copilote Ity ndray sary nalaiko tao am ny page Facebook n'i Maximumattack fa otran tsy alefan'lery de avokako (aleo miera ihany aloha am droit d'auteur)
Nombre de messages: 629 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Les photos old rallygasy Mar 2 Sep - 17:56
efa mverina lamody ndray io amzao ka, le clio ....UB le ex Joda iny zao entina mientsena eny Behoririka sy Conquette, taloha 205 ex Nashemi mvoka alina eny Analakely,...
Nombre de messages: 988 Age: 29 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Les photos old rallygasy Mar 2 Sep - 20:40
Nerone a écrit:
efa mverina lamody ndray io amzao ka, le clio ....UB le ex Joda iny zao entina mientsena eny Behoririka sy Conquette, taloha 205 ex Nashemi mvoka alina eny Analakely,...
Nombre de messages: 586 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: Les photos old rallygasy Mer 3 Sep - 9:23
Nerone a écrit:
Tsy haiko raha ny masoko no voa fa otran'tsy mahita arceau aho anatin'le Cinq's sa tam itony mbola le hoe vam entina miasa ihany no hanaovana rallye Le 305 koa otran tsy misy copilote Ity ndray sary nalaiko tao am ny page Facebook n'i Maximumattack fa otran tsy alefan'lery de avokako (aleo miera ihany aloha am droit d'auteur)
Slaloom tetsy ambanin'i fasambazaha tetsy anjanahary taloha io lesy ra Nér1 an . Zao io toherana io efa lasa feno trano b d b. Zany mahatonga an lé pilo tsisy kopl.