Nombre de messages: 202 Localisation: tana Date d'inscription: 27/08/2008
Sujet: Re: Le Mag Rallygasy Mar 23 Fév - 12:12
Tsara Maly za no nahita azy fa tsara le boky.
Sinon misy remark kely en tant que ex-graphiste sy ex-imprimeur fa aza raisina ho fanaratsiana na fanakianana 1- resaka proportionnalité ny sary aza simbaina fa gardeo fona (cf M6 ao @ Edito) 2- Résolution ny sary (cf poster et p13) 3- resaka contour aleo mba ezahana ho régulier 4- Resaka mis en page: * gardeo ny resaka colonne @ page soit 3 soit 2 (cf p10 -11) * ALeo amboarina fona ny resaka ajustement texte mba tsy hisy ny blanc eny @ farany 5- Resaka tech sy réalisation: * Aleo vitaina sy photoshop ny fond sy resaka image rehetra @ page avy eo ny resaka texte alefa sous Indesign na Xpress 6- ny resaka contraste sary k somary mila jerena kely fa otrany presque ambany an
Zay ngamba fa ra misy fanampina ilaina de anananlisany ny num-ko
PS:le eo @ le page 2 mba asio place kely ho ana ko e lol
_________________ Si quelquefois tu te sens petit(e), inutile, démoralisé(e) ou dépressif(ve), n'oublie jamais que tu as été un jour le plus rapide et le meilleur spermatozoïde de ta bande...
Nombre de messages: 858 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: Le Mag Rallygasy Mer 24 Fév - 7:00
michigan a écrit:
Tsara Maly za no nahita azy fa tsara le boky.
Sinon misy remark kely en tant que ex-graphiste sy ex-imprimeur fa aza raisina ho fanaratsiana na fanakianana 1- resaka proportionnalité ny sary aza simbaina fa gardeo fona (cf M6 ao @ Edito) 2- Résolution ny sary (cf poster et p13) 3- resaka contour aleo mba ezahana ho régulier 4- Resaka mis en page: * gardeo ny resaka colonne @ page soit 3 soit 2 (cf p10 -11) * ALeo amboarina fona ny resaka ajustement texte mba tsy hisy ny blanc eny @ farany 5- Resaka tech sy réalisation: * Aleo vitaina sy photoshop ny fond sy resaka image rehetra @ page avy eo ny resaka texte alefa sous Indesign na Xpress 6- ny resaka contraste sary k somary mila jerena kely fa otrany presque ambany an
Zay ngamba fa ra misy fanampina ilaina de anananlisany ny num-ko
PS:le eo @ le page 2 mba asio place kely ho ana ko e lol
misaotra e!
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 1686 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Le Mag Rallygasy Mer 24 Fév - 9:19
Ny remarque ny ahy dia sarotra ny mamaky ilay texte sur fond noir....ohatra ilay texte sur le rallye mythique avec la suba de Irina en fond ...(sao lazaina eo ndray hoe efa voan'cataracte)
Nombre de messages: 396 Age: 33 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 04/05/2009
Sujet: Re: Le Mag Rallygasy Mer 24 Fév - 9:38
Nena kou ny Indro kely dia ilay Poster Fa nanin no io sary flou io no natao tao??? Nefa mba faly ery fa nisy Poster kanefa Ra mba mety dia tsy atao flou intsony le poster pour les autres passionnées qui n'ont pas le moyen d'avoir leur propre appareil photo de mba manao collector kely izy @io poster io
Nombre de messages: 202 Localisation: tana Date d'inscription: 27/08/2008
Sujet: Re: Le Mag Rallygasy Mer 24 Fév - 11:00
le Remark i prez io resaka opacité jouer-na tsara fa mety io azo averina tsara io fa aza atao anzany we tsy atao tsony zany. Ra sahirana lisany de aza kitihina ny opacité anle sary fa asio masque blanc eo amboniny de ny encrage-ny imprimeur asevo forceny fa ambany lotra daholo (afaka atsonlisany za refa manao tirage lisany iverifiena resaka calage et encrage)
Antanio ko ra mahavita texte noir en quadri rzala (possible io ra numerik na manana machine en 2tetes et +)
antsoy kely mintsy lesy za refa manao azy lisany de iarahana midinika eo fa aza atao andro atoandro an aleo arivariva na ento aty de aty ketrehana
otrany we be kritik be zany za e lol
_________________ Si quelquefois tu te sens petit(e), inutile, démoralisé(e) ou dépressif(ve), n'oublie jamais que tu as été un jour le plus rapide et le meilleur spermatozoïde de ta bande...