Nombre de messages: 629 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Nirina58 Jeu 12 Fév - 18:15
irina a écrit:
Fa tsy chiffre tiany nareo rehetra en famille v io ra Nirina? Ny num immat rehetra ny fiara sy ny hafa ko je suppose hoé terminaison 58 dohol! Donc tena manambina io ho anareo zany.
Nombre de messages: 988 Age: 29 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Nirina58 Mar 24 Fév - 20:30
Nerone a écrit:
irina a écrit:
Fa tsy chiffre tiany nareo rehetra en famille v io ra Nirina? Ny num immat rehetra ny fiara sy ny hafa ko je suppose hoé terminaison 58 dohol! Donc tena manambina io ho anareo zany.
oui, comme les 77
Ary tsy hitako ity , euh pour 58 ... c'est une longue histoire... mais je résumerais par: ça a été un chiffre "fétiche" depuis mon grand père déjà...
Nombre de messages: 371 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
Sujet: Re: Nirina58 Mar 10 Nov - 23:27
@*£$¤%*#"~§ be mitsy lay modely kleu sady mahita pose letsy lisany zany kleu ampio ampio Milay ra Nirina a, ndao @zay haka sary rallye ary, sady Hents koa nahazo Canon dia mba miara manalazy
fa ny hoditr'ilay sipa ve tena lafatra be sa nasina blur kely?? tiko alou lay rendu an'lay izy e fa ôtriny tsy arako tsara ny fandehan'ilay 24-105 eo @lay totohatra (lay flou au premier plan) firy nga ny Aperture an'lah teo lty???
Nombre de messages: 1220 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Nirina58 Mer 11 Nov - 8:52
Troooooooooooooooooop kosa klou lé modela an! jolie la meuffffff!! ampio sary o! ampio sary o! ary aiza marina klou ela no tsy hita tsony e?? refa anao séance de shooting mba antsoi zay hanao spectateur
Nombre de messages: 988 Age: 29 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
Sujet: Re: Nirina58 Mer 11 Nov - 9:33
Mahafinaritra ilay modely ka Aperture maxi iny, sady ny Autofocus réglé tsara. Dommage ihany aloha i canon somary tara @ lé isany points d'autofocus aotr'an'i Nikon, fa ny piqué aloha ao tsara nefa. Mitady softbox ho an'ilay speedlight ao ra mahita nareo!?
Mazotoa daholo lisany e
_________________ Il y a une différence entre connaître le chemin, et arpenter le chemin