Nombre de messages: 1492 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: Nirina58 Ven 1 Aoû - 9:48
nirina58 a écrit:
Misy siteweb zay koa mba tiako mba hietsika @ zay: www.driftcontrolmada.com Mitady namana anao rubriques: resaka drift eto @ tanana Dia te anao vidéos betsaka: ilay OUTLAW be reny... hoe Andohalo eo zao noho tiako atao drift miarak'@ M3 an'i Jaytaxx ... mila cam dia @ maraina be noho atao...
Nombre de messages: 1111 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Nirina58 Ven 1 Aoû - 14:37
Ra-Hents manana cam numérique avec trépied e!! aty amiko koa misy trépied raha mbola misy cam any:cheers: fa hita eo fôna zay atao r'efa tena ilaina sy vonona tsika
_________________ A quoi sert la passion si on ne la partage pas ???
Nombre de messages: 1896 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Nirina58 Ven 1 Aoû - 14:40
team so6 version dirt ty léé outlaw bé trooooooooooo!!!!!! avoahay ndray zany ny talkie sy ny panneau "asiooooooooooooo" ry zalah fa misy asa ndray zany aaaa!! Refa vita iny dia lé miakatra mankany am'lifrr ambatobe iny ndray atao éé cam 4 no miasa--> 1 en intérieur / 3 en extérieur à placer à chaque courbe. Mety hilay bé zany refa atao ny montage
Nombre de messages: 1220 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Nirina58 Ven 1 Aoû - 15:13
je suis tres impatient. otrany efa mangitakitaka sahady aho na dia ny miheritreritra an izany fotsiny aza! aleo atao par si ihany fa endasin ny ôsika eo ny so6 an!
a la une de midi m/car " 18 so6, grillées par la police apres un outlaw programé à haute voix"