Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  ­FAQFAQ  ­RechercherRechercher  ­S'enregistrerS'enregistrer  ­MembresMembres  ­GroupesGroupes  ­ConnexionConnexion  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujetPartager | 
 
 marais masay ny F and F le 20 septembre

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
asterix

Nombre de messages: 64
Date d'inscription: 25/10/2008

MessageSujet: marais masay ny F and F le 20 septembre   Lun 14 Sep - 21:12

sali daolo!!!!

noho ny antony izay tsy miankina amintsika ...

dia voatery hafindra eny amin'ny marais masay ny F/F.

efa nanao visite des lieu : YU, Didier dia samy milaza fa tsara kokoa ny freinage eny.

repere:

entré sodiama, ralentisseur, courbe gauche ( ilay mampitahoatra iny), courbe droite.

coté rive ivandry misy garde fou miala.

eo no depar ( contre sens vers analamahitsy) dia mandeha sens analamahitsy

natao contre sens amzay a egalité daholo ny participants.

50m /poteau

a partir du 400m arrivé ka hatrmin'ny rond point ferronerie d'art, dia misy 400m.

400m acceleration, 400m freinage.

izay no izy aloha...

izay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ahy.

0340252280
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Tito
M12
M12

Nombre de messages: 438
Age: 22
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 30/04/2009

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Lun 14 Sep - 21:45

zay zany vô nisy marais masay "légal" lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
RiryMaster
M12
M12

Nombre de messages: 396
Age: 33
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 04/05/2009

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mar 15 Sep - 8:49

Misaora anay MADASCOOT daholo lisany haingana oa!!!!!!!!

lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
wrc
wrc

Nombre de messages: 1111
Age: 35
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mar 15 Sep - 9:08

Fanotaniana ho anay hijery!
aiza ho aiza moa izany ny toerana hipetrahany fiara amin'io satria zay saika eny ambony tafo no hijery sy (mba) haka sary

_________________

A quoi sert la passion si on ne la partage pas ???
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
Bigbang
GrB
GrB

Nombre de messages: 1386
Age: 28
Localisation: Tana
Date d'inscription: 26/02/2007

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mar 15 Sep - 12:34

Tsi2 a écrit:
Fanotaniana ho anay hijery!
aiza ho aiza moa izany ny toerana hipetrahany fiara amin'io satria zay saika eny ambony tafo no hijery sy (mba) haka sary

bonne question ary ra oentina aty le pont flottant tary ambodiatafana e
lol! lol!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
pedal2droite
M10
M10

Nombre de messages: 176
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mar 15 Sep - 15:48

en + na mahita toeran aza n vam de ny mpijery ko mbola ady alika be vô mety hahita ze zava-misy satri kely2 ian n espace en déhors n'ny garde fou , Question sa malalak ian ve za ko mantsy tsy de mpande lôtra @ in toeran iny Question
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
Mazeltof

Nombre de messages: 35
Date d'inscription: 03/09/2009

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mar 15 Sep - 16:26

bref,entre aiza sy aiza tsara izany ilay circuit,dia aiza no afaka apetraka ny fiara,ary manomboka @ firy ka hatr@ firy?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
pedal2droite
M10
M10

Nombre de messages: 176
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mar 15 Sep - 16:48

Chazel a écrit:
bref,entre aiza sy aiza tsara izany ilay circuit,dia aiza no afaka apetraka ny fiara,ary manomboka @ firy ka hatr@ firy?

zay mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny:

0340252280 chaise
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
asterix

Nombre de messages: 64
Date d'inscription: 25/10/2008

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mar 15 Sep - 20:27

sali

ny lalana dia ho tapaka ny asabotsy manomboka amin ny 17h any.

ny lalao dia ho tanterahana amin'ny lalana iray, ary cote a cote ny mpifaninana.

ny lalana ilany dia amin'ny atsasany dia asiana chapiteau 400m, ary ny ambin'ny lalana dia zone de securité sy passage des officiel na urgence.

coté sodiama, manomboka eo amin'ny rond point ny parking voiture ary manomboka eo amin'ny ralentisseur ny entrée du public.

malalaka tsara ny hijerevana satria mandritra ny 400m dia chapiteau daholo.

fa misy vidiny daholo izany, ka lasa voatery ny mpikarakara hanisy vidimpidirana ho an ny mpijery tsirairay.

0340252280
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Nata9

Nombre de messages: 67
Age: 19
Localisation: Tanà
Date d'inscription: 02/05/2009

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mer 16 Sep - 11:54

Bigbang a écrit:
Tsi2 a écrit:
Fanotaniana ho anay hijery!
aiza ho aiza moa izany ny toerana hipetrahany fiara amin'io satria zay saika eny ambony tafo no hijery sy (mba) haka sary

bonne question ary ra oentina aty le pont flottant tary ambodiatafana e
lol! lol!

lol! mtondra lé lit gonflable reny ela dé eo ambony rano mjery sy maka sary! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
MKR
wrc
wrc

Nombre de messages: 629
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mer 16 Sep - 16:42

Samedi 16h au Masay ny remise des pass pour les photographes d avieo tonga d essai libre
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
pedal2droite
M10
M10

Nombre de messages: 176
Localisation: Dago
Date d'inscription: 11/09/2009

MessageSujet: Re: marais masay ny F and F le 20 septembre   Mer 16 Sep - 17:12

asterix a écrit:
sali

ny lalana dia ho tapaka ny asabotsy manomboka amin ny 17h any.

ny lalao dia ho tanterahana amin'ny lalana iray, ary cote a cote ny mpifaninana.

ny lalana ilany dia amin'ny atsasany dia asiana chapiteau 400m, ary ny ambin'ny lalana dia zone de securité sy passage des officiel na urgence.

coté sodiama, manomboka eo amin'ny rond point ny parking voiture ary manomboka eo amin'ny ralentisseur ny entrée du public.

malalaka tsara ny hijerevana satria mandritra ny 400m dia chapiteau daholo.

fa misy vidiny daholo izany, ka lasa voatery ny mpikarakara hanisy vidimpidirana ho an ny mpijery tsirairay.

0340252280

de ôtrin le paf @ io Question Question
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
 
marais masay ny F and F le 20 septembre

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: News & Informations des Clubs-
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet