sali daolo!!!
ireto ireo nahavita controle technique;
golf T20 concept
bmw supra concept
ford sierra yu
vw vrt percy
205 gti 8s leva
205 gti 8s guttman tahiana
ny golf concept, en forme...
bmw, mbola tsy satisfait hono
ford yu, saison 2008 ruptais a 5000trmn, dia résolu ilay prblm
vw vrt, mbola mketrika "kely" hono izy
205 gti 8s leva, hoeto ny 16s raha halaina baraka!!!
205 gti 8s guttman, miandry an'i leva hono izy!!!
efa manaiky ny fede hanisy prolongation amlay visite, afaka manantona ny fede ao analakely raha hanao visite, na hatambatra am alarobia dia hatao a domicile fa misy frais de deplacement...