amin ny asabotsy izao dia hisy:
16h: inscription sy visite technique
17h:manomboka ny sceance d info
18h:remise badge, laisser passer, invitation.
Izay afapo dia afaka manomboka ny essai piste.
Ho an ny forumer, blogger actif:
Omena badge officiel (observateur hihihihh) mitovy amin ny journaliste
Ireo izay mila fanampiana, afaka manantona ahy direct.
Halefaso sms raha tsy maharay aho.
0340252280