Nombre de messages: 64 Date d'inscription: 25/10/2008
Sujet: Fast and Furious1 le 20septembre a analakely Lun 7 Sep - 2:03
slt daholo Open sy defi no hisy ao. Open dia araka maha open azy dia milalao am 400m. Ny organisateur no manao tirage au sort ny lalao. Defi dia ireo izay misoratra defi dia afaka mangataka defi na hangatahana defi ireo rehetra nisoratra manao defi na scoot na moto na daba. 200m sy 400m ny defi. Ny 400m dep gara ka hatreo am baolai ary ny freinage dia hatreo am cinema ako. Ny fiara mandray anjara dia tsy maintsy vita visitin ny fsam ka hatramin ny 11septembre ny fangatahana rdv hanaovana visite. Ireo mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ahy 0340252280
Nombre de messages: 64 Date d'inscription: 25/10/2008
Sujet: Re: Fast and Furious1 le 20septembre a analakely Mar 8 Sep - 7:55
nirina58 a écrit:
Salut Astérix,
mahita 400m mahintsy ve a@ io?
Au niveau baolai ny 400M
Tsy tena chicane ilay eo am sicam rehefa ferme ny lalana. Afaka hanaovana coulee tsara fa mety drift koa raha be parady.
150 gendarmes no hanao ny securite 2 km ny barrieres hampiasaina Des tonnes de sac de sable Pas mal de pneus de camions Isika participant sisa no antony
Nombre de messages: 1111 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Fast and Furious1 le 20septembre a analakely Mar 8 Sep - 8:58
ilay hevitra sy ny initiative aloha tsara e! fa ngamba mba tsy hisian'ny loza dia tsara kokoa raha tsy asiana olona mihitsy eo amin'io tournant kely io
_________________ A quoi sert la passion si on ne la partage pas ???
Nombre de messages: 438 Age: 22 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/04/2009
Sujet: Re: Fast and Furious1 le 20septembre a analakely Mar 8 Sep - 10:12
Tsi2 a écrit:
ilay hevitra sy ny initiative aloha tsara e! fa ngamba mba tsy hisian'ny loza dia tsara kokoa raha tsy asiana olona mihitsy eo amin'io tournant kely io
Nombre de messages: 1686 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Fast and Furious1 le 20septembre a analakely Mar 8 Sep - 10:28
Titorabary a écrit:
Tsi2 a écrit:
ilay hevitra sy ny initiative aloha tsara e! fa ngamba mba tsy hisian'ny loza dia tsara kokoa raha tsy asiana olona mihitsy eo amin'io tournant kely io
Nombre de messages: 64 Date d'inscription: 25/10/2008
Sujet: Re: Fast and Furious1 le 20septembre a analakely Mer 9 Sep - 1:55
Titorabary a écrit:
Tsi2 a écrit:
ilay hevitra sy ny initiative aloha tsara e! fa ngamba mba tsy hisian'ny loza dia tsara kokoa raha tsy asiana olona mihitsy eo amin'io tournant kely io
D aon zany ny azahoana sary milay???
amin ny reunion d'info, manantona ahy dia omeko access photographe