Salut daolo!!!
Absent kely fa naka ioda sy rivotra kely fa tsy ampy e!
Ny Fast de afindra toerana eny MASAY fa tsy mety ny eo Analakely t@ le korontana t@ zoma sy sabotsy teo.
Koa ilazana isika rehetra izay saika sy te handray anjara mba hanontany ny tompon'andraikitra
