Nombre de messages: 1896 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Ven 13 Nov - 8:51
on est à une semaine de l'événement et pas de com dites moi pas que c'est annulé kosa ééééé. otsan mangigina sa efa miketrika parssilence par silence ééé.... mety afotaka ny test maivana eny bp radem ann
Nombre de messages: 1896 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Ven 13 Nov - 10:43
Tsi2 a écrit:
Raha tsy misy ihany koa ny sampona dia tokony ho avy eny miaraka amin'ny Cox iray hafa koa izahay (mila miketrika miaraka kely tsika an)!!! Dia ahoana tsara moa ny fandehan'ny classement amin'io rehetra io?
inn letsy zany ry tsi2? ilay manga kely nahazo tam'run V?
Nombre de messages: 371 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Ven 13 Nov - 12:49
mbola tsy nahita pub marina za na conf de presse leu, mbola com ambany gorodona zao no mande sy henoko (sady eto ihany ary za no maharaka lay izy kou) sa 5 jours de tapage be mitsy @ erinandro???
Nombre de messages: 51 Date d'inscription: 14/10/2009
Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Dim 15 Nov - 13:26
henintsoa a écrit:
mety afotaka ny test maivana eny bp radem ann
Tonga mba nijery teny an-tanim-boanjo za omaly hariva teo @ t@ 8 teo. Ny résumé (t@ hitako) izany, de deuxsaka 1 izay no namely indrindra tao, (4xxxtx), raha ny fijeriko azy de mbola atmo ny entana. Akotr' izay, ny nouveauté, de le 205 rallye T8 (tonga ihany ny farany), reveko be le feony