| | fast and furious le 21 et 22 nov | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
rila2real

Nombre de messages: 51 Date d'inscription: 14/10/2009
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Lun 26 Oct - 21:07 | |
| Za leitsy mahita we ny essai chrono rehetra vitaina maraina d ny après-m ny defi. Rehefa hita mantsy ny temps d afaka mifam-pi invite @ zay ze mitovy2 temps. D mitohy @ zay ihany, raha toa ka be lôtra ny temps mort @ le periode-na defi, tsy haiko mety tsy misy sahy na hoe daba 2 no hilalao eo fôna d ny oraganisateur afaka miantso concurrents 2 hiakatra hifapihinana, de eo @ zay le horakoraka raha vô misy tsy sahy. Mazava ho azy fa ze mitovy2 temps ihany koa no ampilalaovina @ zay. Tsara koa raha asiana famantarana avy ety ivelany ny classe ny fiara tsi11 Raha ohatra ka tsy asian' elesany an' izay de ny ahy asiko soratra @ dentifrice hoe 1L9 8soupapes (miainga zao de zao) ao aoriana  |
|
 | |
asterix

Nombre de messages: 64 Date d'inscription: 25/10/2008
 | |
 | |
Mazeltof
Nombre de messages: 35 Date d'inscription: 03/09/2009
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Mar 27 Oct - 14:16 | |
| samedi ne commencera qu'à 22h,d'accord.Dia raha avy be ny orana zany dia ahoana kleuh?sa efa prévu hoe hisy abris daholo entre les 2 rond points?  |
|
 | |
rila2real

Nombre de messages: 51 Date d'inscription: 14/10/2009
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Mar 27 Oct - 17:29 | |
| raha vô avy kosa aloha ny orana de mazava ho azy fa tsy ny mpijery irery no hitady fialofana fa na ny mpilalao koa aza de hanao ôtran' izany.  |
|
 | |
asterix

Nombre de messages: 64 Date d'inscription: 25/10/2008
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Mar 27 Oct - 19:55 | |
| | Mazeltof a écrit: | samedi ne commencera qu'à 22h,d'accord.Dia raha avy be ny orana zany dia ahoana kleuh?sa efa prévu hoe hisy abris daholo entre les 2 rond points?  |
Ny abris sur au moins 200metres aloha sur, raha ampy ny fotoana dia sur 400m, |
|
 | |
Mazeltof
Nombre de messages: 35 Date d'inscription: 03/09/2009
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Mer 28 Oct - 10:58 | |
| [quote ] ok,c'est déjà pas mal  |
|
 | |
Fred1302S M9


Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Mer 28 Oct - 13:09 | |
| Misy prise de temps sur 200m ve ? _________________ Challenge Everything
|
|
 | |
asterix

Nombre de messages: 64 Date d'inscription: 25/10/2008
 | Sujet: Temp 200m. Dim 1 Nov - 7:46 | |
| Sali daolo. Ny temp 200m, raha asiana scoot sy moto ny 22 maraina ( tsy taitra nareo fa vao vita am 11h ny azy dia tsy misy 2rou azo velomina intsony fa atosika daholo) dia 11h a 12h ohatra defi 200m sy open 200m dia eo afaka maka temp. Ahoana? |
|
 | |
RiryMaster M12


Nombre de messages: 396 Age: 33 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 04/05/2009
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Lun 2 Nov - 8:35 | |
| |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 1896 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Lun 2 Nov - 8:37 | |
| yes ca m'a l'air d'être un bon compromis scoot/ voiture  |
|
 | |
irina M12


Nombre de messages: 586 Date d'inscription: 17/06/2008
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Lun 2 Nov - 23:03 | |
| | kirikou54 a écrit: | | rah tsy misy scooter d misy typ 1 anaky 3 hilalao!! |
Tsy miala amlaisany za e.. ASIOOOOOOOO  |
|
 | |
focus M12


Nombre de messages: 371 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Lun 2 Nov - 23:56 | |
| |
|
 | |
Tito M12


Nombre de messages: 438 Age: 22 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/04/2009
 | |
 | |
Fred1302S M9


Nombre de messages: 84 Date d'inscription: 25/08/2008
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Sam 7 Nov - 9:47 | |
| | asterix a écrit: | Sali daolo. Ny temp 200m, raha asiana scoot sy moto ny 22 maraina ( tsy taitra nareo fa vao vita am 11h ny azy dia tsy misy 2rou azo velomina intsony fa atosika daholo) dia 11h a 12h ohatra defi 200m sy open 200m dia eo afaka maka temp. Ahoana? |
Raha tsisy zany ny sampona dia entiko eny GG pour le 200m, version 140ch fa tsy hiketrika be loatra fa handray anjara fotsiny Dia hitondra 325iX stock koa zahay  _________________ Challenge Everything
|
|
 | |
TsitsiGalli wrc


Nombre de messages: 1111 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: fast and furious le 21 et 22 nov Sam 7 Nov - 18:05 | |
| Raha tsy misy ihany koa ny sampona dia tokony ho avy eny miaraka amin'ny Cox iray hafa koa izahay (mila miketrika miaraka kely tsika an)!!! Dia ahoana tsara moa ny fandehan'ny classement amin'io rehetra io? _________________ A quoi sert la passion si on ne la partage pas ??? |
|
 | |
| | fast and furious le 21 et 22 nov | |
|