Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  ­FAQFAQ  ­RechercherRechercher  ­S'enregistrerS'enregistrer  ­MembresMembres  ­GroupesGroupes  ­ConnexionConnexion  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujetPartager | 
 

 Souvenirs Souvenirs

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2
AuteurMessage
emsics
wrc
wrc


Nombre de messages: 893
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 10 Nov - 7:34

marina fa ny fiara no maha rallye ny rallye sady nanana ny nampiavaka azy ny antsika teto gasikara raha tsy hiteny afa-tsy ny dauphine na ny austin an'i Benaivo efa nisy koa izany citroen Traction soalaza izany tamin'ny 1990. teo koa ny 404 an'i Zazah. fa tsy azo sarahina amin'izany koa ny pilote. Samy nanoratra ny tantaran'ny rallye teto daholo na ny kalaza na izay nandray anjara indray mandeha fotsiny. (misaotra zalahy a!)
Fa ho ahy ny ekipazy isan'ny nanamarika ny tao anatin'ny 20 taona mahery dia i Maurice be sy Alcazar (nalaza izany a!) ry zalahy rahateo isan'ny nitondra fiara raitra (R30, R 15 turbo) saingy raha ny fahatadidiako toa tsy mbola nahazo rallye niaraka izy roalahy na dia favori hatrany aza isaky ny rallye (ry zalahy koa tsy mitsitsy mihitsy a). i Maurice be no efa nahazo ny rallye papmad tamin'ny R5 Gt turbo dia i Alcazar efa nahazo rallye iray niaraka tamin'i Joda tamin'ny 1990 angamba izy izay BMW 325 ix ( io no BM 325 voalohany nanao rallye teto).
Mazava ho azy fa eo koa i Joda. Toa tamin'ny nitondra Opel ilay ry vao nantsoina hoe Joda fa taloha tamin'ny 504 toa mbola hoe Ranarivelo, Ekipazy faheno foana ny hoe Jodda sy Freddy na joda sy teillet.
Dia eo koa ry besalahy (Frères Rakotondrabesa) ny rallye koa mantsy matetika revina mpirahalahy toa an-dry Rabetsaroana (nitondra Ax voalohany) ry razakaboana mirahalahy (nitondra 305 volaohany fa afaka nifampitana tamin'ny vam mtanjaka an'ny reunionnais tamin'ny fotoan'androny) frères razakandrandria (nitondra peugeot 505 voalohany) nisy koa ry frères tahirisoa (nanana ekipazy 3 isaky ny rallye tamin'ny fotoanany)
Ny ekipazy vehivavy indray dia nisy an-dry Madame Rafala, dia ry mimi sy YoYo, dia ry Voahangy sy Mme terrinen taty aoriana
Ny avy any Toamasina koa no nisy ekipazy nalaza Gerard sy Raminahy (Simca 1100, fiara notapahina chassis genre 540 voalohany) dia ry Rabenjamina sy Jackson (Peugeot 204) dia i James sy Gray taty aoriana (peugeot 205) nisy koa ny avy any Mahajanga
raha teo amin'ny fivoaran'ny parc indray dia ry Danielson Haja no isan'ny namoaka fiara vaovao volaohany hatrany (Lancia, R5 gt Turbo, R21 quadra)
Ny nitondra 205 voalohany no tsy tadidiko fa nalaza ry Eric Alliot sy Eric Cochaux ary i Payen (toa i Payen angamba)
Nisy koa ny 309 ravintsara an'i Riri sy dofa, ny hany 306 nandray anjara tamin'ny rallye an'i Thierry Barday. Izaho aloha ry zalahy hatramin'izay dia peugeot foana na dia hoe efa nivadika vam alemana aza tato ho ato fa amin'ny sport, na teto na tany ivelany, peugeot foana ny foko
Fa ny peugeot 504 no Vam nalaza tamin'ny rallye malagasy : ankoatra ny 540 sy 5423 dia nisy an'i tonnerre (an'i Rapa) sy 2261 (an'i Herve vazaha), Rafaly be (roi Lion) koa ange cinq's no nanombohany. fa ny cinq's nilay teto dia ilay an'i nanoo (V6). Mazava ho azy i Davonjy

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
gauchepl
Invité



MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 10 Nov - 8:39

[strike]mila tsiahivina mihitsy ry zalahy ny tantara;tadidiko t@ zany marina ny challenge paul ramart de i rabronz no nahazo 1er t@ moto,hafaliana ny an'ny james club t@ zany,dia ny tena nampiaiky ahy t@ zany marina koa dia ry danielson (charade turbo,alpine 310) tsy resy mihitsy t@ course decôte ankatso fa ny tena nahafinaritra ahy indrindra dia nijery an'i tina kely zandrin'i haja danielson nitolona ténéré 600 nefa lery mbola tsy 12 ans akory t@ zany.
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1507
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 10 Nov - 9:14

Ary ilay 505 evolution an'i Haja Danielson teny amin'ny Côte d'akatso Cool Mba nilay koa iny an Exclamation
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
emsics
wrc
wrc


Nombre de messages: 893
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 10 Nov - 10:58

tsy dia hoe ntaolo be akory fa mba nahita kely ny teny aloha sady ny ankehitriny koe efa iaraha-mahita
fa miresaka an'i rabronz nareo : i Pick sy rabronz tadidiko nitondra 304 décapotable izay (ohatran'ny buggy)
Vam hafa mihitsy koa no netin'i Jean Marc Razanamasy tamin'ny rallye super sprint : mazda 4 x 4 B 2200. tamin'io Rallye io koa nisy 4L
Fa raha hoe moto ry Razafy no kadada taloha dia ry Billy kely tamin'ny moto kely (Yamaha Yz 80)

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 289
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 10 Nov - 12:44

Raha hiresaka moto (tsy koi fa sport mecanik ihany reny lol! ), dia nalaza tokoa ry Razafy farao t@ androny, nanaraka azy avy eo ry Billy niara nifampitady t@ Rapà (Patrick). Lery io moa de nanjaka king nandritra ny fotoana maro saingy nisy fotoana lefy laza ny cross teto @ tanàna Crying or Very sad , ka zao vo miverina ndray ny fifaninanana.
Fa teo koa ry Freddy zay tsy azo sarahina @ tantaran'ny motocross sy rallye teto @ tanàna cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
HUSKY
Invité



MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 10 Nov - 15:28

Betsaka tokoa ireo pilote rallye no nanao moto taloha! toy an-dry Irina, Freddy, Faly Be... Ilay fotoana naha -lefy an'ny sport moto ngamba no nahatonga an-dry zalah nivadika nilalao fiara?
Revenir en haut Aller en bas
gauchepl
Invité



MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Lun 13 Nov - 10:14

za aloha mahita hoe manana potentialité i Haja e! fa le R21 kosa aloha tena tsy mety @ lery intsony e! tsy aleo aza ve manao @ cinqs?
Revenir en haut Aller en bas
doda
Invité



MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Lun 13 Nov - 13:28

i Haja manana potentialité b mitsy ka, sahiko mintsy no miteny fa raha anao classement an'ny meilleur pilote tafiditra am 5 premier lery
Fa le R21 kosa alo efa reraka ra haja a Smile Sad ny ao anatin'ny amzany tena c'est le bordel, ny mal arrière tsy mety mihidy intsony
Manena tena kely de miova vam oatra hoe subaru fotsn de efa mverna au top cheers toi ra haja a kozy e
Revenir en haut Aller en bas
emsics
wrc
wrc


Nombre de messages: 893
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Sam 6 Jan - 14:54

tsy dia misy resaka firy moa ka dia hotohizako indray ity serasera ity:
tsy izany fa nahita Citroen CX aho teo dia nahtsiaro fa efa nisy CX nanao rallye koa teto an'i Nono fa tsy tafa foana ilay izy

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
KGB MAX
M11
M11


Nombre de messages: 349
Date d'inscription: 26/07/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 12 Jan - 23:29

ny rallye tena nafinaritra anah indrindra D lé prologue natao teo Betongolo.tsy tadidiko hoe taona firy fa tena mbola bandy kely iany t@ zay.Alina ny epreuve no natao t@ zay,i joda sy Eric (celica) ary ry fredy no tena nalaza t@ zany.ny tena nahafinaritra t@ zay D lay toerana:maita tsara ny circuit rehetra,ohatran'ireny any @ Stade de france reny satria aty ambony no mijery.Lé teny Iavoloha koa loh tsy ratsy é.Fa mba aiza ary @ zao no misy toerana tsy D lavitra ohartran'reny é?lé tetsy Ankorondrano tena nlay fa tô tsy azo anaovana tsony ngamba[b]
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
SystemeD
M10
M10


Nombre de messages: 165
Date d'inscription: 28/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 15 Fév - 2:30

je crois que le premier rallye de Joda avec la Golf ( et Freddy en tant que pilote sur la Lancia) a ete le theatre d'un belle bataille aussi....je suivais les temps a la radio FM...lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
SystemeD
M10
M10


Nombre de messages: 165
Date d'inscription: 28/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 15 Fév - 2:35

Les duels Joda ( Lancia) vs Haja Danielson ( R21 quadra) etaient impressionant aussi....ils ont vraiment eleve le niveau de jeu...c'etait soit casse pour Joda ou sortie de route pour Haja....


cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 289
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Mer 11 Avr - 12:03

Je crois que le duel Mathieu (p205) vs Louvel (citroen saxo) restera aussi longtemps dans la mémoire de ceux qui ont pu voir le spectacle Rolling Eyes
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1507
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 12 Avr - 11:21

+1 lol!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
 

Souvenirs Souvenirs

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 2 sur 2Aller à la page : Précédent  1, 2

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet