|
|
| Auteur | Message |
|---|
Invité Invité
 | Sujet: Propuls' Trophy Asatana3 Lun 20 Nov - 20:19 | |
| Bjr tsika!Tao hoe hisy kilalao @ 17 dec spécial propuls eny @ piste driftcontrol isahafa  !mba omeo vaovao misy misy azafady  |
|
 | |
TsitsiGalli wrc


Nombre de messages: 1126 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mar 21 Nov - 9:59 | |
| vô henoko t@ sabotsy koa io resaka io!! sady tô hoe tsy mahazo mampiasa pneu terre fa pneu conventionnel no ampiasaina. ny participation ho ezahina ho mora (75.000 Fmg aloha no henoko), ary tô mahazo manao daholo ny rehetra satria karazana sortie ny ASA TANA3 ilay izy ka enga anie ka tsy hisy fangatahana licence. Zao d'efa karakaraina milamina ny fiara fa mba hilalao kely zany ny mpankafy @ ity e!  _________________ A quoi sert la passion si on ne la partage pas ??? |
|
 | |
tolana Invité
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mar 21 Nov - 11:38 | |
| milay kosa zany a! fa lé izy ngamba raha hanao dia pour le plaisir fotsiny satria taolana be zao ny adva am zany oh: Davonjy,Laza, Auriol, roi lion  |
|
 | |
TsitsiGalli wrc


Nombre de messages: 1126 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mar 21 Nov - 13:14 | |
| |
|
 | |
TsitsiGalli wrc


Nombre de messages: 1126 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mer 29 Nov - 17:06 | |
| Sao mba nisy naheno vaovao mikasika an'ilay trophée propuls? _________________ A quoi sert la passion si on ne la partage pas ??? |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Jeu 30 Nov - 18:03 | |
| inscription 50 000 FMG soit 10 000 Ar. 17 dec 2006 a isahafa.Inscriptions limiitées à 40 participants.Voitures admises: propulsion uniquement.Buggy type cross car non autorisé. début de la compétition et briefing à 08h. contacter ASATANA3 pour plus d'infos je pense  |
|
 | |
TsitsiGalli wrc


Nombre de messages: 1126 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Ven 1 Déc - 20:16 | |
| Ka le contact téléphonique n'i ASA TANA 3 mihitsy no tsy hanana koh. sô d mba misy mahalala fa 40 zany anie raim d feno e!!  _________________ A quoi sert la passion si on ne la partage pas ??? |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mer 6 Déc - 10:27 | |
| ity misy phone  0320241790*John asatana3.momba ny inscriptions limitées @ 40 mintsy hono. juste inscriptions payées noho raisina hono. 10 000 Ar. |
|
 | |
bibill M11


Nombre de messages: 289 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mer 6 Déc - 11:43 | |
| Hangotraka ndray io an  |
|
 | |
TsitsiGalli wrc


Nombre de messages: 1126 Age: 35 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mer 6 Déc - 13:18 | |
| misaotra an'i Shogun t@ le info e! tsy maintsy hanenjika inscription zany klé  ny tena fanirina zao d mba ho avy b ny orana 2 andro mialoha @ zay malama tsara ny lalana  drift party no tanjona e  _________________ A quoi sert la passion si on ne la partage pas ??? |
|
 | |
gauche p Invité
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mer 6 Déc - 14:36 | |
| mbô atoroy aloha ry zalahy hoe aiza ny lalana mankany Isahafa fa tsy mbola nandehanay mbô marina e! |
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 564 Age: 62 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Mer 13 Déc - 20:00 | |
| Règlement Fiche d'inscription Mis à jour rubrique "Rallye" www.mrallye.tkNy toerana mankany dia mandeha Sabotsy-Namehana de rehefa tonga eo Xt lazaina de prendre à gauche de manaraka lalana mazava tsy mivilivily de farany tonga any ho azy (manontany olona kely fotsiny hoe aiza le filalaovana tomobilina kianjana foot taloha Isahafa) |
|
 | |
emsics wrc


Nombre de messages: 893 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Ven 15 Déc - 8:04 | |
|  elabe izany ra dadah kle!! fa hono ho'ah ry zalah toa nahenoheno aho hoe toa hisy vahiny hanao demo amin'io mba manao ahoana ny amin'izay? dia toa henoko koa hoe corolla ex auriol hono no entin'ny laza chassis C#7 moa (tsy efa valaka be ve izany kle!!) amin'ny lahady izany ry zalahy a _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Ven 15 Déc - 11:44 | |
| http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=3606ie! pilotes connus anao: Hery be, Haja danielson, Gérard Louvel, Laza, Teddy copilote...Rakotondrabesa, Davonjy... Ny mikotrana be d ny cox rehetra, Tovo steward, Daddy, Robby, Coccinelles, 505, Bmw... zany noho daba ho tonga. Ny prix d 50 000 FMG ry zalahy fa tsy lafo a! Misy kaly sur place. (restau kely) D ny vovoka a gogo  |
|
 | |
bibill M11


Nombre de messages: 289 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Propuls' Trophy Asatana3 Ven 15 Déc - 13:06 | |
| Masaka zany e  |
|
 | |
|