Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  ­FAQFAQ  ­RechercherRechercher  ­S'enregistrerS'enregistrer  ­MembresMembres  ­GroupesGroupes  ­ConnexionConnexion  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujetPartager | 
 
 MRC 08

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant
AuteurMessage
Bigbang
GrB
GrB

Nombre de messages: 1386
Age: 28
Localisation: Tana
Date d'inscription: 26/02/2007

MessageSujet: Re: MRC 08   Mar 21 Oct - 7:49

mety ahita rallye stratégique otrany fanaon'ny ford am wrc ko ve isika fa au niveau an'ny club??

wait and see....
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
MKR
wrc
wrc

Nombre de messages: 629
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mar 21 Oct - 17:14

zao ary lesy efa betsaka ny tsy faly am stratégian'i Sissi hoe Max no hilako
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
focus
M12
M12

Nombre de messages: 371
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 30/06/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mar 21 Oct - 19:01

ra azoko tsara ve ry zalahy dia hoe, misoratra anarana no hoe i Max no copile fa anaty ES lery no pilote??
tsy azoko zany hoe maninona no tsy tonga dia i Max no soratana hoe pilote? sa au niveau point zany dia ho an'i Sissi ny point raha maharesy ry lerony?? scratch
za nieritreritra atrizay hoe raha misy mahavoa ny pilote any anaty spéciale zay vao mahazo mandray ny copile. hay stratégie hafa azo atao koa izany??? C bon à savoir hein! Very Happy on en apprend des trucs ici.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.tophos.com
His
GrB
GrB

Nombre de messages: 1492
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: MRC 08   Mar 21 Oct - 20:32

Pareil koa ilay Veroo - Lôlot raha ny fijeriko azy Wink

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
TVN

Nombre de messages: 61
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 10/08/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mar 21 Oct - 21:27

Citation:
zao ary lesy efa betsaka ny tsy faly am stratégian'i Sissi hoe Max no hilako

Fa misy iany kou ngé Nérone ny tsy faly oe manina no ES2 d Parc de Réparation, na oe fa manina ES sabotsy iany no averina lahady ohatra, fa zay ny rallye d samy mi-adapte ny stratégie any tsirairay arak'zay moyen eo am-pelatanany.
Talou ary Team zao contre team zao fa ndraindray tena à la limite ny raisonnable chaise chaise chaise mitsy ny stratégie ampiasaina.
Fa aleo mba ho-pimenté kely kou le izy fa ra tsy zany kou ngé tsisy tsirony é duel duel duel, zao mba suspense hatr@ farany fa tsisy afaka mi-prédire oe sur io fa untel no ho champion clap clap clap
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dadah
Admin
Admin

Nombre de messages: 560
Age: 62
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: MRC 08   Mar 21 Oct - 21:46

TVN a écrit:
Citation:
zao ary lesy efa betsaka ny tsy faly am stratégian'i Sissi hoe Max no hilako

Fa misy iany kou ngé Nérone ny tsy faly oe manina no ES2 d Parc de Réparation, na oe fa manina ES sabotsy iany no averina lahady ohatra, fa zay ny rallye d samy mi-adapte ny stratégie any tsirairay arak'zay moyen eo am-pelatanany.

Sad Iny kosa tena tsy noheveriko mihitsy hoe pilote no hiteny an'izany kozy e

Tena misy mitomany hanao Ankadimanga -sambaina ve ny firy % ny pilote
De misy mitomany hoe ataovy special vaovao daholo fa za averina (amin'ny reco sns ...)

scratch

raha ny mpijery zay te ahita spectacle angaha drunken

Sode mba ny manao rallye lava be, sy kassante be, mila endurance be, mila budget be, no tena mampieritreritra affraid

Fa ekeko le hoe samy tokony ahay hisadapte otran'ny competition rehetra (tsy tokony hisy excuse ) bom

prier fa tena chapeau waa @ le fitiavana club prier

otran'izany koa le tenin'ny Hery be raha misy mampety ho champion an'i Michael no nandraisany anjara

tirrrrrre surement aloha de ahita rallye isika tena tia amin'ity
hitako any anty reco any fa de tena hisy dance attack amin'izay farak'izay vita eo na ny kely na ny lehibe ,

Any amin'ny Vol any no misy ahy hijery temps
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
His
GrB
GrB

Nombre de messages: 1492
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 6:24

Raha izao no mitohy dia mahafinaritra!! @ izay ny club mba misy intérêt sportif fa tsy intérêt hafa foana Twisted Evil Mba mety ho vitsy @ izay angamba ny transfert isan-taona Rolling Eyes

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
MKR
wrc
wrc

Nombre de messages: 629
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 7:55

His a écrit:
Pareil koa ilay Veroo - Lôlot raha ny fijeriko azy Wink
iny ndray nge otrn mtovy fona na mtondra i Veroo na i Lôlot, jereo am le Sandrine-Marc ireny fotsiny, classement mixte fona ny azy

TVN>>aleo amzao le spécial fa mety zao e! lol! lol! lol! kely kely ihany mantsy ny budget ana reco an'ny bandy, soa ihany fa tsisy Antanifotsy.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
indamix
wrc
wrc

Nombre de messages: 817
Localisation: Ambanitsena
Date d'inscription: 26/04/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 9:23

Citation:
His a écrit:
Pareil koa ilay Veroo - Lôlot raha ny fijeriko azy
iny ndray nge otrn mtovy fona na mtondra i Veroo na i Lôlot, jereo am le Sandrine-Marc ireny fotsiny, classement mixte fona ny azy

lay coupe mixte eo iany fa ny tena strategie an'zareo d nibahana any Patti et Sissi @ zay Legah ts manenlingelina d azony Champion M9
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
TVN

Nombre de messages: 61
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 10/08/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 15:23

Citation:
zao ary lesy efa betsaka ny tsy faly am stratégian'i Sissi hoe Max no hilako
Fa
misy iany kou ngé Nérone ny tsy faly oe manina no ES2 d Parc de
Réparation, na oe fa manina ES sabotsy iany no averina lahady ohatra,
fa zay ny rallye d samy mi-adapte ny stratégie any tsirairay arak'zay
moyen eo am-pelatanany.

Sad Iny kosa tena tsy noheveriko mihitsy hoe pilote no hiteny an'izany kozy e

Tena misy mitomany hanao Ankadimanga -sambaina ve ny firy % ny pilote
De misy mitomany hoe ataovy special vaovao daholo fa za averina (amin'ny reco sns ...)

Ka zay ny réalité misy Dadah a Laughing Laughing Laughing , ny club manao ny rallye arakarak'zay hitany fa mampetipety ny equipage phare misy ao aminy, ary logique sy humain anie zany fa tsy ifanomezan-tsiny é, ny club sasany mieritreritra oe any @ fiabilité ny avoazany d manao rallye lava, sy rythmé b sy cassant izy (3es vô PR) (dernier jour aza mbola asiany cassant b), d misy ny miteny oe
Citation:
Sode mba ny manao rallye lava be, sy kassante be, mila endurance be, mila budget be, no tena mampieritreritra affraid
d ny club sasany contraire an'zay d mba misy manana réaction hafa kou lol! lol! lol!, fa tsy olana ngé zany fa ao anatin'ny kilalao daolo é dance dance dance. Fa que le meilleur gagne fotsiny é clap clap clap. D mba samy manana ny stratégie kely eo daolo ny club rehetra fa samy te ho champion é silly silly silly.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
emsics
wrc
wrc

Nombre de messages: 858
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 15:27

Mikkah a écrit:
Citation:
His a écrit:
Pareil koa ilay Veroo - Lôlot raha ny fijeriko azy
iny ndray nge otrn mtovy fona na mtondra i Veroo na i Lôlot, jereo am le Sandrine-Marc ireny fotsiny, classement mixte fona ny azy

lay coupe mixte eo iany fa ny tena strategie an'zareo d nibahana any Patti et Sissi @ zay Legah ts manenlingelina d azony Champion M9

raha ny tokony ho izy tsy mi marquer point amin'ny championnat i Veroo sy Lolot amin'ny M9 na amin'ny équipage mixte satria tsy ampy ny nombre manche nataony tamin'ity (- de 60%)

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
indamix
wrc
wrc

Nombre de messages: 817
Localisation: Ambanitsena
Date d'inscription: 26/04/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 15:33

emsics a écrit:
Mikkah a écrit:
Citation:
His a écrit:
Pareil koa ilay Veroo - Lôlot raha ny fijeriko azy
iny ndray nge otrn mtovy fona na mtondra i Veroo na i Lôlot, jereo am le Sandrine-Marc ireny fotsiny, classement mixte fona ny azy

lay coupe mixte eo iany fa ny tena strategie an'zareo d nibahana any Patti et Sissi @ zay Legah ts manenlingelina d azony Champion M9

raha ny tokony ho izy tsy mi marquer point amin'ny championnat i Veroo sy Lolot amin'ny M9 na amin'ny équipage mixte satria tsy ampy ny nombre manche nataony tamin'ity (- de 60%)

ts resaka point ny any Veroo-Lolot fa ibahana any Patti-damarie et Sissi-Ialy satri ra sanatri misy blem Legah d ts champion M9
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
dadah
Admin
Admin

Nombre de messages: 560
Age: 62
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 15:38

TVN a écrit:
Citation:
zao ary lesy efa betsaka ny tsy faly am stratégian'i Sissi hoe Max no hilako
Fa
misy iany kou ngé Nérone ny tsy faly oe manina no ES2 d Parc de
Réparation, na oe fa manina ES sabotsy iany no averina lahady ohatra,
fa zay ny rallye d samy mi-adapte ny stratégie any tsirairay arak'zay
moyen eo am-pelatanany.

Sad Iny kosa tena tsy noheveriko mihitsy hoe pilote no hiteny an'izany kozy e

Tena misy mitomany hanao Ankadimanga -sambaina ve ny firy % ny pilote
De misy mitomany hoe ataovy special vaovao daholo fa za averina (amin'ny reco sns ...)

Ka zay ny réalité misy Dadah a Laughing Laughing Laughing , ny club manao ny rallye arakarak'zay hitany fa mampetipety ny equipage phare misy ao aminy, ary logique sy humain anie zany fa tsy ifanomezan-tsiny é, ny club sasany mieritreritra oe any @ fiabilité ny avoazany d manao rallye lava, sy rythmé b sy cassant izy (3es vô PR) (dernier jour aza mbola asiany cassant b), d misy ny miteny oe
Citation:
Sode mba ny manao rallye lava be, sy kassante be, mila endurance be, mila budget be, no tena mampieritreritra affraid
d ny club sasany contraire an'zay d mba misy manana réaction hafa kou lol! lol! lol!, fa tsy olana ngé zany fa ao anatin'ny kilalao daolo é dance dance dance. Fa que le meilleur gagne fotsiny é clap clap clap. D mba samy manana ny stratégie kely eo daolo ny club rehetra fa samy te ho champion é silly silly silly.

Very Happy Ok zay vao mba hitako hoe elà io miteny io; efa gaga kely ihany za manko teo ; fa hiombonako hevitra daholo reo farany voateny reo

flower
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
TVN

Nombre de messages: 61
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 10/08/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Mer 22 Oct - 15:39

Citation:
TVN>>aleo amzao le spécial fa mety zao e! lol! lol! lol! kely kely ihany mantsy ny budget ana reco an'ny bandy, soa ihany fa tsisy Antanifotsy.

Marina mintsy alou zany é Wink Wink Wink. Na za aza ra oe ES hafa daolo ny alahady mety tsy tafanao iany @ le budget efa somary limite limite No No No . Fa niteny fotsiny za oe misy oul tsy mitovy eritreritra @ zany satry matsapa tena ho lésé lol! lol! lol!. Fa ra otr'zao daolo ary ny manche @ herintaona mety mba afaka mi-spons kely an'lah kou zah lol! lol! lol!.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
MKR
wrc
wrc

Nombre de messages: 629
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: MRC 08   Jeu 23 Oct - 8:21

enga anie!Hisaorana mialoha clap clap clap clap
Hay hatramin'ny M9 zany be politika be otr zany
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 
MRC 08

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 3 sur 4Aller à la page : Précédent  1, 2, 3, 4  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet