Nombre de messages: 560 Age: 62 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Classement MRC 2008 Mar 3 Juin - 16:49
Iza no afaka manome ? raha tsia Iza no afaka miconfirmer le hoe raha vao repêchage de 1/2 points no azo? raha eny Izano afaka manome izay rehetra repêchés tamin'ny manches roa efa vita?
Eo soafahana an; otran'ny RBR MRC e
Tena mila fantatra ihany manko iny
1er : 100 points 2e : 80 points 3e : 60 points 4e : 50 points 5e : 40 points 6e : 35 points 7e : 30 points 8e : 25 points 9e : 20 points 10e : 15 points 11e : 10 points 12e : 09 points 13e : 08 points 14e : 07 points 15e : 06 points 16e : 05 points 17e : 04 points 18e : 03 points 19e : 02 points 20e : 01 point
Nombre de messages: 1896 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Classement MRC 2008 Jeu 5 Juin - 17:44
ataovy ato daholo aza ny classement par rallye sy ny points azony dia ataotsika mis en page milay bé ndray éé. Sady ny sary bobaka. Ataotsika milay fa avoahy fotsiny ny base de données!
Nombre de messages: 858 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: Classement MRC 2008 Mar 10 Juin - 17:15
Henintsoa a écrit:
aÏe aïe aïe!!! raha efa tonga ny vam an'ny mathieu avant boina defa champion ndray lery am'ty annnnn
fa inn le vam an'i mathieu?
ceci dit tena miady be mihitsy ny championnat amin'ity a!!! ohatra ny F1 ihany Kubica izao no voalohany après 7 manches 7 points fotsiny ny écart entre les 4 premiers.
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 1492 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: Classement MRC 2008 Mer 11 Juin - 16:12
Miala tsiny t@ fahatarana fa dia izao vao nivoaka ilay classement zalah (somary noterea aza zareo ) Mbola ny générale aloha ity fa ny par classe ho avy tsy ho ela (angamba kosa!!) Classement