Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  ­FAQFAQ  ­RechercherRechercher  ­S'enregistrerS'enregistrer  ­MembresMembres  ­GroupesGroupes  ­ConnexionConnexion  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujetPartager | 
 
 ASACM / DZAMA SPORT

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : Précédent  1 ... 9 ... 14, 15, 16  Suivant
AuteurMessage
Soafikov
GrB
GrB

Nombre de messages: 1686
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 8:28

dadah a écrit:
Miandry kely za sisa de tsy ho tafiditra eto intsony ny Ip ampiasan'i OHLINS io

mbola miezaka manadio za hatreto cyclops cyclops cyclops

Ny tena marina dia mi "faire avancer le smilblick" foana hi Raohlins nefa nge ilay smils efa hita de tsy ilaina avancer-na tsony eeee:scratch: scratch scratch

efa carton jaune ianao Raohlins fa aleo tsy tonga @ rouge fa lasa ohatran'hoe manao censure ny ato @ forum nefa le but du forum dia echange d'idée leitsy fa aleo atao:sunny: sunny :sunny:foana eee
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
nirina58
wrc
wrc

Nombre de messages: 988
Age: 29
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 9:48

Dodanen a écrit:

Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Wink Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? scratch geek [/color]

Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa.
Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns[/quote]

Dodanen a écrit:
Marina mihintsy zany!!...toundé un grand pas vers l'avt pr le forum raha vita zay!!! cheers ..tte façon azo hifanampiana ny asa raha tsy arak'laisany anie..le TEAM so6 koa mifanampy foana e!!!! cheers cheers

Comment concrétiser?
Very Happy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.driftcontrolmada.com
His
GrB
GrB

Nombre de messages: 1492
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 9:51

Mihetsika ianao Dadahmaster Wink Modérateur: Nirina58 Cool

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
dadah
Admin
Admin

Nombre de messages: 560
Age: 62
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 10:25

nirina58 a écrit:
Dodanen a écrit:

Fa sinon, tsara ihany tokoa ilay hevitr'i Nirina58 sy i Henintsoa hoe: tokony hisy rubrique mécanique ihany koa sokafana ato Wink Izahay ts'inona zao dia vaovao be ihany: 'Inona daholo zalahy zany resahan'lisany momba ny amorto zany e: Proflex, jumbo, lalastein, ....?' Sao misy afaka manazava? scratch geek [/color]

Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa.
Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns

Dodanen a écrit:
Marina mihintsy zany!!...toundé un grand pas vers l'avt pr le forum raha vita zay!!! cheers ..tte façon azo hifanampiana ny asa raha tsy arak'laisany anie..le TEAM so6 koa mifanampy foana e!!!! cheers cheers

Comment concrétiser?
Very Happy[/quote]

Wink
Andraso ary e

Ny manampy rubrique aloha azo atao foana iny omeo ahy fotsiny le titre tokony hanaovana azy hoan'izay rehetra manampanirina mdrrr, diniho tsara tokoa aloha hoe atao rubrique sa sujet any anatina rubrique fotsiny

Le rubrique voiture/préparation/téchnique iny zao azo ampiana

Ny coté RUN tena hialako tsiny hi hi hi fa efa misy forum gasy milay be izay ao runmada miresaka momban'ny run de tsy de hilay loatra raha ho zarazarana ny hevitra any, tsy hoe tsy tiko asina run ato fa fitiavana tsotra izao ny ezaka ataon'zalahy ao amin'ny runmada e

Section RDV : iny azo atao ao amin'ny rubrique jeux fa atao annonce na post-it fotsiny angamba

Spéciale/point spéctateur/sns : iny ampiarahana amin'ny sujet rallye mrc isakin'ny mivoaka ny parcours

malalaka be le forum ka izay tianareo efa habitué mihitsy na le titre ireny aza misy mahita inspiraka hafa de aza misalasala fa teneno e sode omeko fahafam-po ihany; ze te hanao modérateur koa afaka miteny; misy acces vitsivitsy azon'ny modérateur atao manko, ohatra ny misupprimer/mi editer sy mamorona post-it/annonce

hatreo aloha fa sao sepotra eo za

flower

_________________

Mirallye de Mialavoly: www.mrallye.tk
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
Nari9
M12
M12

Nombre de messages: 563
Localisation: Tana
Date d'inscription: 28/05/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 10:34

dadah a écrit:
Spéciale/point spéctateur/sns : iny ampiarahana amin'ny sujet rallye mrc isakin'ny mivoaka ny parcours

Efa miresaka parcours iany !!

Nandalo teny am srk za tam sabotsy fa le tracé SS nitarina aty am côté ambanin'ny bungalow mitsy an, lasa somary lava zany amgamba !! scratch
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
wrc
wrc

Nombre de messages: 988
Age: 29
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 10:52

Ok dadah @lé run fa suggestion daholo reny Wink
Modérateur za vonona raha tena hoe zay e

Nari9: tsara ve lé parcours?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.driftcontrolmada.com
Nari9
M12
M12

Nombre de messages: 563
Localisation: Tana
Date d'inscription: 28/05/2008

MessageSujet: parcours   Lun 23 Juin - 11:04

épingle, épingle et encore épingle lol! lol!

point positif fotsn la largeur de la piste, ça fait a peu près 8m dans certains endroits cheers

fa tandremo ny "foto-kazo" study study , misy hazo tena mila efa ho tafiditra anaty piste mitsy

saika hadino, Exclamation mila manomana strat anti vovoka fa graaaaavvyy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
wrc
wrc

Nombre de messages: 988
Age: 29
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 12:14

Nari9 a écrit:
épingle, épingle et encore épingle lol! lol!

point positif fotsn la largeur de la piste, ça fait a peu près 8m dans certains endroits cheers

fa tandremo ny "foto-kazo" study study , misy hazo tena mila efa ho tafiditra anaty piste mitsy

saika hadino, Exclamation mila manomana strat anti vovoka fa graaaaavvyy

eo lé @ alina moa sa ahaoana moa?? eo lé miaka midina bé raha tadidiko tsara

dadah a écrit:
Ny manampy rubrique aloha azo atao foana iny omeo ahy fotsiny le titre

Ny resahan'i Hents koa t'@ zay dia hoe tsy asiana hoe rubriques par pilote tsony. Tsy asiana invité tsony fa manao log daholo (aotr'any forum rehetra d'ailleurs sinon on s'y retrouve plus) Rolling Eyes

> rubrique présentation des membres
>news
> section pour les nouveaux

Allez Dadah lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.driftcontrolmada.com
bibill
M11
M11

Nombre de messages: 289
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 12:41

+1 @ le resaka momba ny mecanik. Hanaovana rubrik 1 mitokana mintsy iny ohatra.
Ra tsy diso za efa nisy suggestion an`zay ihany teto tany alou tany mantsy.

Ny tsara ho fantatra momba ny forum ndray de zao: Tsy voatery hitovy hevitra daolo izay miditra rehetra ato. Mety misy ny tsy tia, mety misy ny mpanala, saingy amporisihina kosa ny tsirairay mba atao anatin`ny fifanajana tanteraka ny fanehoana hevitra. Ary zay hampandroso le taranja sy ny fitiavana azy no antony hiresahana azy eto, izay le oe "Ny hevitry ny maro mahataka-davitra" sunny , fa tsy ny contraire akory.
Ka raha misy fihoaram-pefy flagrant alou de azo atao tsara ny mandray fanapahan-kevitra momba an`zay e bom
Raha tsy diso za ry dadahmaster toa efa natao log obligatoire ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann Question scratch .
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
wrc
wrc

Nombre de messages: 988
Age: 29
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 12:56

bibill a écrit:
ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann Question scratch .

tsy aleo ve leisy mba mandroso @ zay dia manao aotr'any rehetra fa tsy resaka invité (tsy hita hoe mampandroso zavatra) fotsiny ny ato?study Forum tsika gasy ihany noho aotr'any zao foana. (runmada zao efa anao log 100% @ zay koa hoy izy Jaytaxx)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.driftcontrolmada.com
TsitsiGalli
wrc
wrc

Nombre de messages: 1111
Age: 35
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 13:31

nirina58 a écrit:
bibill a écrit:
ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann Question scratch .

tsy aleo ve leisy mba mandroso @ zay dia manao aotr'any rehetra fa tsy resaka invité (tsy hita hoe mampandroso zavatra) fotsiny ny ato?study Forum tsika gasy ihany noho aotr'any zao foana. (runmada zao efa anao log 100% @ zay koa hoy izy Jaytaxx)

+1 am le hoe mila mi-log dawl ny rehetra fa manjary lasa ny wawawa no bobaka e!
et puis qui ose s'affirme e!!

_________________

A quoi sert la passion si on ne la partage pas ???
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
Hirvo
M11
M11

Nombre de messages: 270
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: technique   Lun 23 Juin - 14:22

mety ilay hevitra momba ny partie technique, sady afaka manoro ny bandy vao hanao rallye sy mifanome hevitra amina olana iray, mbola tsy misy resaka ve ny grille srk ry zalahy
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
bibill
M11
M11

Nombre de messages: 289
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 14:25

Tsi2 a écrit:
nirina58 a écrit:
bibill a écrit:
ny accès @ forum tany alou saingy hita ny tsy fetezany de najann Question scratch .

tsy aleo ve leisy mba mandroso @ zay dia manao aotr'any rehetra fa tsy resaka invité (tsy hita hoe mampandroso zavatra) fotsiny ny ato?study Forum tsika gasy ihany noho aotr'any zao foana. (runmada zao efa anao log 100% @ zay koa hoy izy Jaytaxx)

+1 am le hoe mila mi-log dawl ny rehetra fa manjary lasa ny wawawa no bobaka e!
et puis qui ose s'affirme e!!

Za koa partant 100% @ zay hevitra zay ka Wink . Fa nanazava ny debut tato @ forum Mrallye fotsiny za oe raha tsy diso za dia log daolo vo tafiditra tato talou fa avy eo novaina le izy flower
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB

Nombre de messages: 1492
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 15:38

Au faites, raha ny fahazoko azy dia noho isika vitsy dia nosokafana ho an'i invité koa ny forum. Amin'izay hoe mba maromaro Rolling Eyes

Raha ny fijeriko azy dia efa mba misy notorité ihany ity forum ity @ zao: rariny kokoa angamba raha misy identification @ zay ny miditra ato!! Sao lasa toy ny tany @ fiarakodia.com indray.

Ilay resaka rubrique indray:
- mila structurer tsara fotsiny ny rubrique rehetra dia milay foana io!! genre izao discussion zao ohatra tokony any @ rubrique mrallye no mipetraka lol!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
henintsoa
GrB
GrB

Nombre de messages: 1896
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: ASACM / DZAMA SPORT   Lun 23 Juin - 16:19

His a écrit:
genre izao discussion zao ohatra tokony any @ rubrique mrallye no mipetraka lol!

lol! lol! lol! lol! sady atao ao ihany lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
 
ASACM / DZAMA SPORT

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 15 sur 16Aller à la page : Précédent  1 ... 9 ... 14, 15, 16  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet