Nombre de messages: 270 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: calendrier 2010 Jeu 11 Fév - 10:38
ny antsika koa ny rallye ho combat raha tsy simbain'i krizy satria i ggb avec Sub vaovao max miverina sub koa i sissy miha mahay ny fiara miampy ny ford sy ireo olona milaza hiverina ny hanao indray
comme toujours une copier coller de la F1. sauf qu'en F1 il y a une vingtaine d'équipe dont plus du quart compétitif... alors qu'en WRC il n'y a que citroën et ford et leurs équipe satellites respectives... Ca aurait peut être plus de sens en 2011 avec la venue de nouvelles marques (skoda, abarth, proton et peut être Prodrive via... la Mini
ary tsy ao amihitsy zah izany a! tokony ho any amin'ny WRc ity sujet ity
Nombre de messages: 1386 Age: 28 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: calendrier 2010 Lun 15 Fév - 12:01
betsabetsaka iany ny EVO7 miditra eto am tanana an!! ny impreza mo tsy lazaina tsony ra ketreana arak lé resak'laisany eo ambony mo zany reo dia lasa M12??? tantara sy mozika b nga ny fazaona homologuation N4??
Nombre de messages: 817 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: calendrier 2010 Lun 15 Fév - 12:40
Bigbang a écrit:
betsabetsaka iany ny EVO7 miditra eto am tanana an!! ny impreza mo tsy lazaina tsony ra ketreana arak lé resak'laisany eo ambony mo zany reo dia lasa M12??? tantara sy mozika b nga ny fazaona homologuation N4??
Weshh tou d M12 mitsy an Ra ny fahalalako lay evo7 a droite iny mantsy tena config RUN mitsy + divers kits HKS et tout...
Nombre de messages: 629 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: calendrier 2010 Lun 15 Fév - 14:48
efa conclu mitsy ny affera tam le evo 7 ka, mapalaelo kely ihany hoe iny daba iny no preparena nefa atao akory. Raha ny filazan'ny tompony dia tsy maintsy misolo koa ny gros frein satria tsy omby jante 15" nefa io dimension io no ahitana pneu betsaka sy tsy dia lafo par rapport amin'ny 17"
Nombre de messages: 817 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
Sujet: Re: calendrier 2010 Lun 15 Fév - 14:54
Nerone a écrit:
efa conclu mitsy ny affera tam le evo 7 ka, mapalaelo kely ihany hoe iny daba iny no preparena nefa atao akory. Raha ny filazan'ny tompony dia tsy maintsy misolo koa ny gros frein satria tsy omby jante 15" nefa io dimension io no ahitana pneu betsaka sy tsy dia lafo par rapport amin'ny 17"
ie B mitsy sad anaty règlements to oe ts mahazo manao rallye @ na 17'' fa 15'' iany maxi