Nombre de messages: 175 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: resaka saison 2009 MRC (sahady..) Jeu 27 Nov - 9:51
Surprises aona ry Fond? Total ngah ts'nokitihanareo?any zao tokony poins satria misy Afrique, sy manerana zao tontolo zao : misy image amidy zany. Nefa asa aloha!!! Hitako hoe mitombina koa lay resak'Joda hoe mila mi-trav communication nareo, minimum zany mba asiana resaka ny spons nanohana hatr@ zay na de fisaorana fotsiny aza, sa aona? Ary lay Otis na climatel io ngah moa ts'international? sa ts'zakany lay budget?image varotana daolo zany. ry Galana koa aloha @ maha raffinerie anisan'ny ngeza eto @ océan indien manana image hamidy iany. Ry Yacco koa toa manao campagne ana com be zao, andramo iany
_________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
ka za anié mbo miezaka mi transcrire ny resaka mianga eo am-piso mba hafahan'laisany manao commentaire ééééé (surtout ireo izay tsy miditra piso mihintsy moa zany). Lasa za ndray no hatao ouioui.com eto