Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  ­FAQFAQ  ­RechercherRechercher  ­S'enregistrerS'enregistrer  ­MembresMembres  ­GroupesGroupes  ­ConnexionConnexion  
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujetPartager | 
 

 Fanotaniana adaladala manitikitika

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2  Suivant
AuteurMessage
dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 838
Localisation: Analamanga
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Fanotaniana adaladala manitikitika   Sam 27 Déc - 19:12

Mba hono hoa ry akama isany !!!! mety misy manana experience vecue ihany @ ilay zvt izay hanotaniako eto ka iangaviana mba hamaly izay efa niaina izany e !!
Bon zao ary ilay izy:

1)Raha sendra misy poritra na marary kibo tampoka ve any anaty ES dia ina no atao? mijanona ve dia mandatsaka kely dia gooo ndray aveo?? sa miaritra atr@ arrivé??sa toundé manao am-pataloha ao??( dia tsy mikozikozy aveo)...ndray² manko rehefa mitontontontona iny dia voamaika mi-stimule an'ilay poritra !!!!! Laughing Laughing Laughing !!!

2) EFa nisy cas ve hoe tezitra ilay copilote dia nangataka niala t@ fiara ka iny hono fa ilay pilote rery sisa no tonga teny @ arrivé????lol! lol! na koa hoe tezitra dia niady tao anaty cockpit mintsy tahaka an'ry GIgi galli reny !!!! Twisted Evil Twisted Evil Twisted Evil Twisted Evil


Brefff.. somary nandra² ilay fanotaniana fa mba manitikitika @ izao andro faramparany @ ity taona 08 ity e!!!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Bigbang
GrB
GrB


Nombre de messages: 1386
Age: 28
Localisation: Tana
Date d'inscription: 26/02/2007

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Sam 27 Déc - 19:15

d ny note v no if.... lesy lol! lol!
ty kosa ny fanotanina pertinente indrindra tam ty taona ty an lol!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 838
Localisation: Analamanga
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Sam 27 Déc - 19:17

bigbang a écrit:
d ny note v no if.... lesy lol! lol!
ty kosa ny fanotanina petinente indraindra tam ty taona ty an lol!


lol! lol!... aaa fa tena serieux io ry zalah annnn Surprised
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
PenoMen
M12
M12


Nombre de messages: 416
Date d'inscription: 30/03/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Dim 28 Déc - 12:21

Manala azy mintsy laisany mitsam reto kle. Tsy laitra lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://rallygasy.free.fr/
Hirvo
M11
M11


Nombre de messages: 270
Date d'inscription: 13/05/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 9:46

efa nisy tokoa izany ry dodanen:
cas 1: Danielson sy terrinen tamin'ny R 21 quadra, alohan'ny SS Mandraka , tsy nety niakatra i terrinen fa romotra be i HD dia hoe tsy maintsy resiko io lancia eto sml2 .

cas 2: mbola i leiry ihany HD , efa avy nanao tonneau tamin'ny R 21 quadra dia mbola à fond foana , tsy nety nanohy intsony i Terrinen
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 1896
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 9:55

Peno a écrit:
Manala azy mintsy laisany mitsam reto kle. Tsy laitra lol! lol!


Tena manal azy izy mitsam lol! lol! lol! petard petard
latsaka za vô marain amamky an'lisany mitsam reto petard petard
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
Andrew
M9
M9


Nombre de messages: 72
Date d'inscription: 11/11/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 10:54

tena possible izany ry dodanen : Razz

- Précautions : alohan'ny départ SS dia tsy maintsy mandatsaka kely foana aloha. Miampy ny trac dia lasa marary kibo dia aleo mandeha maka sisiny kely (tandremo ihany ilay combi sao dia feno rehefa any anaty ala any an lol! )
Une fois elà tafiditra ao anaty vam dia concentré tsy mieritreritra izay poritra any intsony, fa par contre raha vao vita ny ss dia miverina ilay marary kibo. Solution : Mitondra Coca cola sotroina. De toute façon, aleo maka précaution vao maraina alohan'ny hiainga any an-trano dia aleo mandatsaka kely, + mitondra actapulgite 3g + coca tonga dia tankina. lol!

Resaka copil sy pilote indray : efa nisy cas ihany koa niady i Koc Be sy Maurice Be (cf 50 ans de rallye à Madagascar) dia tsy nety hiakatra tao anaty vam intsony i Koc be tany Tsididy dia vita teo ny rallye.

Au passage, nahazo exemplaires maromaro za @ ilay boky "50 ans de rallye à Madagascar" ho an'izay intéressé : 10000 Ariary ny exemplaire iray ( 4 sa 5 sisa no ato an!). Andefaso mp ho an'izay intéressé.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
gaucheplus



Nombre de messages: 40
Date d'inscription: 07/07/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 11:02

expérience zaraina: +1 @ le coca fa ny sakafo koa eo tapa-mofo dia hosorana vache qui rit kely fa tena tsy poritra mandra-paha tapitry ny spécial fa vô vita ny spécial ôka fotsiny lany ny moitié n'ny papier hygiénique bom
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 1686
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 12:08

Dodanen a écrit:
bigbang a écrit:
d ny note v no if.... lesy lol! lol!
ty kosa ny fanotanina petinente indraindra tam ty taona ty an lol!


lol! lol!... aaa fa tena serieux io ry zalah annnn Surprised

HIHIHIHIHI tena trop mihintsy nareo roalahy ry Doda sy Big fa tena question essentiel @ rallye iny napetrak'lisany iny an !!! hihihihihihi

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 838
Localisation: Analamanga
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 12:50

bon..avis aux amateurs zany !!!!..mandatsaka aloha vao miakatra ny fiara sao hanahirana ao !!!! lol! valable ho an'ny Cross car koa io aa!!! Razz mamely akaiky aho zany !!!! Razz
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 1686
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 13:13

marina tokoa aloha fa refa misy reny hazo miampita ireny mety tena lasa henjana be satria raha double pilote dia ilay iray ao hafara no mihosina raha tsy nandatsaka ilay pilote taloha ......... lol! lol! lol!

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
indamix
wrc
wrc


Nombre de messages: 817
Localisation: Ambanitsena
Date d'inscription: 26/04/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 14:11

Za lou bol ts tratrany lay poritra na ranony na vetiny fa t@ zay kosa teo @ PC d lay anainga 1er jour d lay misy fiantsona oe voiture numero zao katram zao miomana fa anainga @zay. makafoka
Zay mou M9 d ela ela vo vo-antso fa durant lay fiantsona tena otrany ni-palpitaka b zany ts aiko oe nawona fa ts nahazo aina mitsy d nivezy vezy aller retour eraky ny PC sad mifoka sora ts mijanona petard petard mitsy, t@ zay teo Mahamasina ny PC t@ rallye tour de tana....
Fa 1e fois vo antso @ zay d namonjy ny vam aingana d natsipy ny sorah d vo taf-petraka teo ambony bacquet av eo tou d ca va beu comm si de rien netai dance dance ... d 'zay.
so6
Apres mou zany ts navita e.s1 akory tou d sortie de route teny Vontovorona... d evidawoazy mazamen fa d argue argue t@ pilote sad ts tratra kou t@ zay ra ts diso ah ny anovana repechage...
Niandry ny es.2 zany oe ny retour d nivadika teny @ pif paf GGB nijery d
ny thb thb NOS beu namono eritreritra...
so6
makafoka
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur En ligne
dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 838
Localisation: Analamanga
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Lun 29 Déc - 14:48

Mikkah a écrit:

Apres mou zany ts navita e.s1 akory tou d sortie de route teny Vontovorona... d evidawoazy mazamen fa d argue argue
makafoka


Mba ratsy vintana koa zany klééé Mad Razz ....tsy aleo tsy nanainga !!!!!! lol! lol! ..mananihany aho... petard sô dia nofeorsen'laisany be loatra kosa ilay NOS ary?? Laughing
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
nirina58
wrc
wrc


Nombre de messages: 988
Age: 29
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Mar 30 Déc - 0:11

Za efa nahita Pilo ray zay, tratran'i pression be... fa tonga dia tsy tantiny intsony fa teo @ parc fermé... alohan'i hiainga lol! véridique io ry zalahy an!

fa ny daba reco sy rallye misy taratasy foana any anatiny an Smile
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.driftcontrolmada.com
dude
wrc
wrc


Nombre de messages: 838
Localisation: Analamanga
Date d'inscription: 25/03/2008

MessageSujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika   Mer 31 Déc - 9:00

nirina58 a écrit:

fa ny daba reco sy rallye misy taratasy foana any anatiny an Smile


Mieux vaut prevenir que guerir e !!!!! Laughing ... fa Softy sa Safosafo??? lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Fanotaniana adaladala manitikitika

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 2Aller à la page : 1, 2  Suivant

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc 2009-
Poster un nouveau sujet   Répondre au sujet