Nombre de messages: 1220 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: www.mrallye.com Jeu 11 Juin - 9:55
samy hafa ve ireo dadah sa mitovy ihany??? inona no changement azotsika avy ao??? sa mirilll be ny piso ao fa tsy kenda ny taolana??? dadah o! ndao asian Logo otran Rallyegasy koa mba atao am Skin an vam e! sa tenenina i hents mba hamorona???? MERCI DADAH!