Nombre de messages: 289 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: Tonga soa oo !!!! Mar 22 Avr - 14:17
Misy G louvel vao nisoratra anarana ao . Asa aloha raha tena izy na fan fotsiny, fa en tt cas milay fona rehefa misy namana vaovao tonga mba manafana ny resaka eto
Nombre de messages: 289 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: Tonga soa oo !!!! Jeu 24 Avr - 8:42
Asa ry zalà ra za no variana na aona fa otran`ny androany za vo nahita an`io logo MRC kely io ambony io an:geek: . Manao zay mety mintsy koa alou ry dadah Master sy ry His Master @ fikarakarana e