Nombre de messages: 289 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Sujet F1 Mer 17 Mai - 14:21
Ary mba aona tokoa ry zalahy ny sujet momba ny F1 a . Mba sport mecanik koa nge izy io ka tsy afaka resahantsika eto ve e Sa de rallye ihany no ady eo , miankina @ tsika ihany io e, six
Nombre de messages: 1686 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Sujet F1 Mar 4 Nov - 9:37
Boum a écrit:
LEWIS HAMILTON CHAMPION DU MONDE 2008
Fa henjana ny nahazo any Massa koas fa pour qq mètre ve no tsy naha champion an'lery ary trop ilay quitte ou double nataon'T.Glock fa raha tsy nitombo ny orana t@ farany rallye de tena paris gagnant j'aime ces mecs qui osent ....