mahafinaritra fa vita tsara ny rallyeDZAMA 08, fa fanamarihana kely fotsiny, momba ilay SS amin'ny alina no tokony asiana fanaraha-maso ny sécurité na raha tsy izany dia aleo tsy asiana raha mananosarotra ny sécurisation ny concurrent satria zavatra tsy misy dikany dia mahatonga dégats betsaka, tsy dia tsara ho an'ny sport e!